26/05/2026
🇲🇬 JOURNÉE MONDIALE DE L’ARTISANAT 2026🇲🇬
Hoantsika jiaby eto sy magnodidigny. Ny lavitry magnatogna ny mariny mavia satria efa tompon-tragno. Azadigna ny programme tsika manomboko :
📅 10 • 11 • 12 • 13 Juin 2026
🎉 Andao hiaraka hankalaza ny talentan’ny mpanao asa tanana sy ny hakanton’ny vita Malagasy !
Ireto ny fandaharana sy hetsika lehibe hiarahana mandritra ireo andro efatra feno fianarana, fampirantiana ary fifanakalozana traikefa.
📝 Efa misokatra izao ny fisoratana anarana: hafaka misafidy sy manao formation jiaby olo jiaby numéro izay ambany affiche mety anoratagna agnaragna tsika.
🤝 Fotoana lehibe hampiroboroboana ny asa tanana sy ny fandraharahana Malagasy.
📍 Tongava maro hanohana sy hampisongadina ny talentantsika 🇲🇬
✨ “Tsara ny vokatra Vita Malagasy” 🇲🇬
❤️ Manandratra ny asa tanana, mampandroso an’i Madagasikara.
Art'Diego Rodriguez Njara