21/01/2025
Ambalakisoa parcelle 21/61 : Trano semi-dur 2 lasa lavenona . Olona 24 tsy manan-kialofana.
Hain-trano androany ( lundi ) antoandro vers midi 40.
Tsy misy azo noraisina entana rehetra tao an-trano .
Manodidina 94 000 000 ar teti-bidin'ny fahavoazana.
Raha ny fitantaran'ny nanatri-maso. "Court-circuit no nipoiran'ny firehetana."