17/06/2026
❌‼️📢ANTSIRABE📢‼️❌
💄✨ ATELIER MAKE UP ✨💄
📌🎉Te hahay maquillage naturel sy professionnel ve ianao? Tonga izao ny fotoana hanatsaranao ny talentanao!
📅 20 ka hatramin’ny 25 Jolay
📍 Antsirabe
⏰ Ora: 8h à 11h
👩🏫 Ho an’ny vao manomboka sy ireo te hanatsara ny teknika efa ananany.
📚 Hianarana:
✅ Préparation de la peau
✅ Karazana maquillage
✅ Contouring & highlighting
✅ Fampiasana pinceaux sy produits
✅ Astuces ho an’ny maquillage maharitra
✅Comment choisir la bonne fond de teint
Droit: 50 000 Ar
❌Produit sy ny fitaovana entoanay❌
➡️Azahoana Attestation
📝 Fisoratana anarana efa manomboka miaraka amin'ny accompte 50%
🏡Toerana hianarana :Mahazina Antsirabe
📱 Contact : 0344346501
✉️MP direct pour plus d'infos
💋 Ataovy fitaovana ny hatsaranao, ary avadiho ho fahaiza-manao ny passion-nao! ✨