RELAX Nights, Karaoké & Dance

RELAX Nights, Karaoké & Dance RELAX – Le plaisir de s’amuser sans stress

19/12/2025

Vendredi M'lay miaraka Amin'ny Relax night karaoké 🥂
Ambiance assuré 💯

🎤 👉KARAOKÉ  SNACK  BAR –RELAX 👈 🎤  Ambiance assurée, toerana 👍, Sono m'lay be 😜😋 🎶 Karaoké misy izay tinao hiraina rehet...
16/12/2025

🎤 👉KARAOKÉ SNACK BAR –RELAX 👈 🎤
Ambiance assurée, toerana 👍, Sono m'lay be 😜😋
🎶 Karaoké misy izay tinao hiraina rehetra– Asehoy ny talentanao mihira ao amin'ny Relax

🍹 Boissons mirary ny vidiny, mitovy amin'izay ihany koa ny tsakitsaky isankarazany.

🅿️ Parking azo antoka tsara ho an’ny fiara sy moto
🕚 Misokatra Talata hatramin’ny Alahady , 13h - 1h du matin
🎧 DJ Résident – Mitondra Son vaovao , Ambiance vaovao !

📍 RELAX NIGHT ANTSIRABE (en face stantionnement taxibrousse Vatofotsy vers Solima)

RELAX NIGHT

Amin'izao fankalazana ny faha 10 taonany Association Tolory Tsiky izao, ny Relax Night karaoké dia manohana ampitiavana ...
15/12/2025

Amin'izao fankalazana ny faha 10 taonany Association Tolory Tsiky izao, ny Relax Night karaoké dia manohana ampitiavana sy ampitsikiana ihany ko amin'ny hetsika izay atao eny amin'ny Karaoké Mpassion Andranonahotra izay hiarahana amin'ny artiste Mami Bastah Amin'ny Asabotsy 20 décembre 2025 ho avy izao manomboka amin'ny 07 ora ariva.

Izay folo (10) Tonga voalohany mividy billet aty amin'ny RELAX NIGHT KARAOKE dia mahazo fihenambidy 50% be zao 😱😱, Ary izay mahalany Addition +80000ar ato Amin'ny Relax manomboka 16 décembre 2025 ka hatramin'ny 19 décembre 2025 dia mahazo billet tsotra iray (1) gratuit omen'i Relax night.

Billet tsotra : 10000ar
VIP : 15000ar

🎉 Association Tolory tsiky mankalaza ny faha-10 taonany💃🕺💃🕺
🎊 Koa manantena anareo rehetra fa sady miala voly no manao adidy 🍾🍻🍾 🥂
🔔 Mankasitraka mialoha a! Ento daholo ny tapaka sy namana 🙏🏽💖

TONGAVA MARO E !!!!!


Aty Amin'ny RELAX mamarana ny weekend e 👌👍Karaoke & discothèqueVatofotsy face stationnement taxibrousse 🎤
09/11/2025

Aty Amin'ny RELAX mamarana ny weekend e 👌👍

Karaoke & discothèque
Vatofotsy face stationnement taxibrousse 🎤

Manao ahoana tsara oe ny tsirony sy ny donany ary ny vidiny ????👌🤩💪🍻M'lay oa io Rhum io👇👇👇👇👇👇
07/11/2025

Manao ahoana tsara oe ny tsirony sy ny donany ary ny vidiny ????👌🤩💪🍻

M'lay oa io Rhum io
👇👇👇👇👇👇

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Miora Fan...
07/11/2025

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Miora Fanirisoa Nantenaina, Emma Rajoelison, Tod'sou Anjaratiana, Jhim Razanamparany

Rhum du betsileo rhum Barea /rhum gingembre 4000ar/25clNorme be 👌 tsy misy fofona nefa mandona tsara
05/11/2025

Rhum du betsileo rhum Barea /rhum gingembre
4000ar/25cl
Norme be 👌 tsy misy fofona nefa mandona tsara

Punch Choco / Punch coco 🤩4500ar/25cl
05/11/2025

Punch Choco / Punch coco 🤩
4500ar/25cl

Manomboka izao dia efa afaka jifaina tsy tapaka ato Amin'ny RELAX ny RHUM DU BETSILEO Mandona tsara 💯👉Punch Choco👉Punch ...
05/11/2025

Manomboka izao dia efa afaka jifaina tsy tapaka ato Amin'ny RELAX ny RHUM DU BETSILEO

Mandona tsara 💯

👉Punch Choco
👉Punch coco
👉Barea
👉Gingembre/cola

04/11/2025

🎤 👉KARAOKÉ SNACK BAR –RELAX 👈 🎤
Ambiance assurée, toerana 👍, Sono m'lay be 😜😋
🎶 Karaoké misy izay tinao hiraina rehetra– Asehoy ny talentanao mihira ao amin'ny Relax

🍹 Boissons mirary ny vidiny, mitovy amin'izay ihany koa ny tsakitsaky isankarazany.

🅿️ Parking azo antoka tsara ho an’ny fiara sy moto
🕚 Misokatra Talata hatramin’ny Alahady , 13h - 1h du matin
🎧 DJ Résident – Mitondra Son vaovao , Ambiance vaovao !

📍 RELAX NIGHT ANTSIRABE (en face stantionnement taxibrousse Vatofotsy vers Solima)

RELAX

Send a message to learn more

Address

Vatofotsy
Antsirabe
104

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 01:30
Wednesday 10:00 - 01:30
Thursday 10:00 - 01:30
Friday 10:00 - 01:30
Saturday 10:00 - 01:30
Sunday 10:00 - 01:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RELAX Nights, Karaoké & Dance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category