02/09/2026
🎩Satroka boby dia Tena Rasta mihintsy no manao azy.
🌝tsara sady Maneva azy eh! 🌸
🌞Tsara ry reto ny vita malagasy sady Tena mbola tsara rehefa Samy isika no mifanjifa.🌸🇲🇬🇲🇬
🌹Mankasitraka indrindra antsika malagasy ❤️mifanohana, ❤️Samy ho ambinina Amin’ izay rehetra ato avokoa.❤️🤩🌷🎁🎉🇲🇬
Prix: 20.000ar