DYLAN ZUYA

DYLAN ZUYA POETRY _ SLAMEUR

11/05/2025

❤️❤️

24/01/2025

DYLAN ZUYA x SAL' ÂME
TSY MATY AN'ERITREROTRO ❤️😌

AZA ADINO NY MIPARTAGE SY MI-INVITÉ AMIS SY MANISY LIKE👍 PAGE 💗🤗

Hey bonsoir à tous ❤️🤗fiaraha-miasa anay sy SAL'ÂME izy ty🥰zoma zao no fotoana tsika😁Dylan zuya & Sal'âme Tsy maty an'er...
22/01/2025

Hey bonsoir à tous ❤️🤗

fiaraha-miasa anay sy SAL'ÂME izy ty🥰zoma zao no fotoana tsika😁
Dylan zuya & Sal'âme
Tsy maty an'eritrerotra😙❤️

BONNE ANNÉE DAHOLY TSIKA OH🎊🥳hisy texte vaovao ho avy tsy ho ela Sady atolotro ho anareo amin'ity volana janoary ity💗🥰Ar...
05/01/2025

BONNE ANNÉE DAHOLY TSIKA OH🎊🥳
hisy texte vaovao ho avy tsy ho ela Sady atolotro ho anareo amin'ity volana janoary ity💗🥰
Araho tsy tapaka ny pejy tsika ary😚🙏

Ty misy texte DYLAN ZUYA ZUYA
MISAOTRA

Fa nanaiky ihany ny saiko oe tsy anjara nen-tsika
Fa nino ihany aho oe :Hay kay io fitiavana io raha tsy omena hafanana de ...mety mangatsika.
Satria zah sy ianao no porofon'izany
Ary Niaraha-nahita.

Fa nanaiky ihany ny saiko oe netsika tsy anjara
Fa ny foko kosa tsy mety mino oe nen-tsika fitia voarara💔
Enyy ehh!! Zay tia tokoa adala
Satria nah de efa malalany ary enao ..ankehitriny
De mbola antsoiko koa oe malala,, satria efa malalako koa fahiny.

De anio ihezaka ny hanadino,
Hanadino anao aho,,nah Dia
tsapako ary oe mankarary ahy

De MISAOTRA🥰
MISAOTRA mintsy tamin'ny nadratranao ahy 💔
MISAOTRA misy tamin'ny fitiavanao hatram'zay
Fa nampianatra ahy ho FAHY🤧

MISAOTRA mintsy oa tamin'ny nadratranao ahy 💔
MISAOTRA misy tamin'ny fitiavanao hatram'zay
Fa nampianatra ahy ho FAHY💔

Fa tsy afaka ato an-tsaiko enao nilokaloka tamin'izany oe nen-tsika Malala mandrakizay
Oe nen-tsika lamban'akoho fa aza manahy
De tena natoky aho satria tena tia
De Nino oe enao ve de havita andainga sanatria

Nefa ankehitriny rendrika ihany ilay sambo kely fa tsy naharesy ny onja
De lay fitiavana mba nokolokoina sy natsarana
nandritra ny taona maro.. indrisy fa nafohy tao anaty minitra vitsy monja💔

Enyy! ao fa ihezaka aho ny hanadino anao
na dia tsapako ary oe mafy aza izany
Ihezaka aho ny tsy alahelo nefa ny fo maratra de tsy maintsy mitomany
Ihezaka aho androany

Eo fa hiezaka Aho ,, nah Dia
Tsapako ary oe mankarary

De MISAOTRA tamin'zay vitanao rehetra
MISAOTRA misy
MISAOTRA mintsy tamin'ny nadratranao ahy 💔
MISAOTRA misy tamin'ny fitiavanao hatram'zay fa nampianatra ahy ho FAHY 💔

MISAOTRA mintsy oa tamin'ny nadratranao ahy 💔
MISAOTRA misy tamin'ny fitiavanao hatram'zay fa nampianatra ahy ho FAHY 💔 🤧
MISAOTRA MINTSY... MISAOTRA MISY
Nampianatra ahy ho FAHY 💔

Tsy hamadika pejy hafa intsony aho,, satria efa mino hoe ianao no anjarako💗✨Tsy hitady olon-kafa intsony aho,, satria ef...
28/12/2024

Tsy hamadika pejy hafa intsony aho,, satria efa mino hoe ianao no anjarako💗✨
Tsy hitady olon-kafa intsony aho,, satria efa ianao no malalako💗🥰
DYLAN ZUYA

26/12/2024

❤️🥺

26/12/2024

Asa soratra farany hozaraiko amin'ity taona ity🤗❤️

Dia ny hafatro farany,hajao izy de aza ampijalina
Hajao izy de aza ampahorina 💔😌

DYLAN ZUYA
Last story💔

Miasotra misy oa❤️🤧DDYLAN ZUYA
13/11/2024

Miasotra misy oa❤️🤧
DDYLAN ZUYA

Texte ho avy tsy ho elah✨💔DYLAN ZUYA
10/11/2024

Texte ho avy tsy ho elah✨💔
DYLAN ZUYA

Address

Antsirabe Ampatana
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DYLAN ZUYA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share