Groupe Choral Mimosa

  • Home
  • Groupe Choral Mimosa

Groupe Choral Mimosa FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
ANTSIRABE ANTAMPONTANÀNA
ZATOVOLAHY KRISTIANA MPIHIRA

27/03/2026

ℝ𝕪 𝕫𝕒𝕣𝕖𝕠 𝕠𝕙😇

𝔼𝕗𝕒 𝕙𝕠 𝕥𝕠𝕟𝕘𝕒 𝕚𝕟𝕕𝕣𝕒𝕪 𝕟𝕪 ℙ𝕒𝕤𝕜𝕒 2026 𝕜𝕒 𝕙𝕠 𝕗𝕒𝕟𝕠𝕞𝕓𝕠𝕙𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕪 𝕗𝕒𝕟𝕜𝕒𝕝𝕒𝕫𝕒𝕟𝕒 𝕚𝕫𝕒𝕟𝕪 𝕕𝕚𝕒 𝕙𝕚𝕒𝕣𝕒𝕜𝕒 𝕙𝕚𝕒𝕟𝕠𝕜𝕒 𝕒𝕠 𝕒𝕟𝕒𝕥𝕪 𝕙𝕚𝕣𝕒 𝕔𝕝𝕒𝕤𝕤𝕚𝕢𝕦𝕖 𝕚𝕤𝕚𝕜𝕒 𝕟𝕪 𝔸𝕝𝕒𝕙𝕒𝕕𝕚𝕟'𝕟𝕪 𝕊𝕒𝕞𝕡𝕒𝕟-𝕕𝕣𝕠𝕗𝕚𝕒 29 𝕄𝕒𝕣𝕥𝕤𝕒 2026 𝕙𝕠 𝕒𝕧𝕪 𝕚𝕫𝕒𝕠 𝕞𝕒𝕟𝕠𝕞𝕓𝕠𝕜𝕒 𝕒𝕞𝕚𝕟'𝕟𝕪 06:30 𝕙𝕒𝕣𝕚𝕧𝕒 𝕒𝕠 𝕒𝕞𝕚𝕟'𝕟𝕪 𝔽𝕃𝕄 𝔸𝕟𝕥𝕤𝕚𝕣𝕒𝕓𝕖 𝔸𝕟𝕥𝕒𝕞𝕡𝕠𝕟𝕥𝕒𝕟𝕒̀𝕟𝕒🙏🙏

ℂ𝕠𝕟𝕔𝕖𝕣𝕥 ℂ𝕝𝕒𝕤𝕤𝕚𝕢𝕦𝕖 𝕣𝕒𝕟𝕠𝕣𝕒𝕪 𝕚𝕫𝕪 𝕚𝕠 𝕙𝕠 𝕗𝕒𝕟𝕠𝕞𝕓𝕠𝕙𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕪 𝕙𝕖𝕣𝕚𝕟𝕒𝕟𝕕𝕣𝕠 𝕄𝕒𝕤𝕚𝕟𝕒.

ℕ𝕒𝕤𝕒𝕚𝕟𝕒𝕪 𝕞𝕒𝕟𝕠𝕜𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕪 KTLM Antsirabe Antampontanana 𝕥𝕒𝕞𝕚𝕟'𝕟𝕪 𝕚𝕟𝕕𝕣𝕒𝕪 𝕞𝕚𝕥𝕠𝕣𝕒𝕜𝕒 𝕚𝕥𝕪 𝕤𝕒𝕥𝕣𝕚𝕒 𝕞𝕒𝕟𝕜𝕒𝕝𝕒𝕫𝕒 𝕟𝕪 𝕗𝕒𝕙𝕒-50 𝕥𝕒𝕠𝕟𝕒𝕟𝕪 𝕣𝕪 𝕫𝕒𝕣𝕖𝕠 𝕒𝕞𝕚𝕟'𝕚𝕥𝕪 𝕥𝕒𝕠𝕟𝕒 𝕚𝕥𝕪.

𝕂𝕠𝕒 𝕕𝕚𝕒 𝕞𝕒𝕟𝕒𝕟𝕥𝕖𝕟𝕒 𝕒𝕟𝕥𝕤𝕚𝕜𝕒 𝕙𝕠 𝕥𝕠𝕟𝕘𝕒 𝕞𝕒𝕣𝕠 𝕒𝕣𝕪 𝕤𝕒𝕥𝕣𝕚𝕒 𝕥𝕤𝕪 𝕟𝕒𝕤𝕚𝕒𝕟𝕒𝕪 𝕧𝕚𝕕𝕚𝕞-𝕡𝕚𝕕𝕚𝕣𝕒𝕟𝕒 𝕚𝕫𝕪 𝕚𝕥𝕪.

25/12/2025

Travail anio
"Fa mpamonjy no teraka ho anareo anio"
Groupe Choral MIMOSA

"Fa Zaza no teraka ho antsika"🎄🎄🎄
24/12/2025

"Fa Zaza no teraka ho antsika"
🎄🎄🎄

Teraka anio mba hanavotra antsika 📯📯Izany hira izany dia hiarahantsika miredona ny Alakamisy 25 Desambra 2025 amin'ny 06...
14/12/2025

Teraka anio mba hanavotra antsika 📯📯

Izany hira izany dia hiarahantsika miredona ny Alakamisy 25 Desambra 2025 amin'ny 06 ora sasany hariva🎉

🎄Tonga indray ny Noely ka toy ny fanao isan-taona dia manasa antsika izay ho tonga hanatrika ny fankalazanay GROUPE CHORAL MIMOSA ny Noely 2025 ao amin'ny FLM Antsirabe Antampontanàna 🎄

Misy hatrany ny fiovana amin'ny hetsika izay atao isan-taona fa kosa ny fizarana vatomamy amin'ny fiafaran'ny hetsika dia tsy miova😅😅

Ko dia manentana antsika rehetra ary izay ny andron'ny Noely✨✨

"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ... dia Kristy Tompo" Lioka 2:11

🕕𝐀𝐋𝐀𝐇𝐀𝐃𝐘 14 𝐃𝐄𝐒𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 2025"𝓗𝓲𝓭𝓮𝓻𝓪 𝓐𝓷𝓪𝓸 𝓶𝓪𝓷𝓭𝓻𝓪𝓴𝓲𝔃𝓪𝔂 𝓪𝓱𝓸" 𝓢𝓪𝓵𝓪𝓶𝓸 52 9ª ✝️Voalohany indrindra dia misaotra an'Andriamanitra ...
14/12/2025

🕕𝐀𝐋𝐀𝐇𝐀𝐃𝐘 14 𝐃𝐄𝐒𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 2025
"𝓗𝓲𝓭𝓮𝓻𝓪 𝓐𝓷𝓪𝓸 𝓶𝓪𝓷𝓭𝓻𝓪𝓴𝓲𝔃𝓪𝔂 𝓪𝓱𝓸" 𝓢𝓪𝓵𝓪𝓶𝓸 52 9ª

✝️Voalohany indrindra dia misaotra an'Andriamanitra lehibe izahay noho ny fahavitan'ny Alahadinay androany
Mankasitraka ihany koa ny birao sy komity eto anivon'ny 𝙁𝙞𝙖𝙣𝙜𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙇𝙤𝙩𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝘼𝙣𝙩𝙨𝙞𝙧𝙖𝙗𝙚 𝘼𝙣𝙩𝙖𝙢𝙥𝙤𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖̀𝙣𝙖

Ary maneho fisaorana antsika rehetra izay tonga nanotrona anay na ny tamin'ny fanompoam-pivavahana ny maraina ary indrindra isika izay tonga nijery ny sarimihetsika ara-pilazantsara ny hariva
Tsy adino koa ny misaotra ny 𝐒𝐚𝐤𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐆𝐂 𝐌𝐈𝐌𝐎𝐒𝐀 ary indrindra ny mpikambana rehetra.

Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hanonitra izay laninareo rehetra

Ho Azy irery ihany anie dera sy ny haja ary ny voninahitra mandrakizay.

Sary vitsivitsy fanehoana ny tapak'andro hariva nijerena ny sarimihetsika “Ilay boky nodorana nefa tsy levona”

🥰Ry havana,tonga ity ny fotoana natokan'ny fiangonana ⛪anoanana  ny Choral Mimosa🎶🎼,dia ny alahady 14 desambra 2025 izao...
10/12/2025

🥰Ry havana,tonga ity ny fotoana natokan'ny fiangonana ⛪anoanana
ny Choral Mimosa🎶🎼,dia ny alahady 14 desambra 2025 izao @ fiangonana @ 06 ora maraina🕕

🎥📽️tolakandro @ 4 ora hariva dia misy ilay horonantsary "Boky nodorana nefa tsy levona"

🤵koa fifaliana lehibe ho anay Birao sy komity ary ny mpikamabana rehetra ny manasa anao,hiara-hiombombavavaka sy hiatrika izany fotoan-dehibe izany.

💌Hisy iany koa ny rotsa-balopy ataon'ny fiangonana ,izay ampiomanana antsika rehetra.

👉Azonao atao ny miantso ireto laharana ireto raha Mila fanazavana fanampiny ianao
FILOHA GCM:
Mr Djanick: 034 40 529 29
Filoha lefitra
Mr Nosy. : 034 14 447 03

Dia mirary ny fiadanan'ny Tompo ho rehetra
"KRISTY NO TORIANAY"

Ho fanamarihana ny Alahadin'ny Groupe Choral MIMOSA amin'ity taona ity dia mahafaly anay ny manolotra ho antsika:📽️Proje...
04/12/2025

Ho fanamarihana ny Alahadin'ny Groupe Choral MIMOSA amin'ity taona ity dia mahafaly anay ny manolotra ho antsika:
📽️Projection Sarimihetsika ara-pilazantsara
ILAY BOKY NODORANA NEFA TSY LEVONA
(Tantara tena nisy marina: mitantara ny niainan'ireo martiora tamin'izany fotoana izany)

Izany dia hatao ny 14 Desambra 2025 amin'ny 04 Ora Tolakandro ao amin'ny FLM Antsirabe Antampontanàna

Tena natao mirary ny fandraisan'anjara satria 1.000 Ar ny lehibe ary 500 Ar ny kely.

Tongava maro ary ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany

31/10/2025

Izahay eto anivon'y Groupe Choral MIMOSA dia faly miarahaba antsika zanaky ny Reformasiona rehetra nahatratra ity andro anio ity
31 Oktobra 1517 - 31 Oktobra 2025 : 508 Taona ny Fiangonana Loterana.
Andro lehibe ho antsika.
" Ny marina amin'ny finoana no ho velona " Romana 1:17

Address

Antampotànana

110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe Choral Mimosa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share