Création Karaoké

Création Karaoké Studio Lain'a Records 🎤
-033 17 747 86📞󱢏
-034 37 323 29📞 󱢏

⚽️🏆𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟰⚔️LALAO MANARAKA ⚔️ BURKINA FASO🇧🇫 🆚 🇲🇬MADAGASCAR🏟: AMAN STADIUM🗓: 16 AOÛT 2025⏱: 20 H📺 : TVM   🇲🇬 💪Alefaso ...
16/08/2025

⚽️🏆𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟰
⚔️LALAO MANARAKA ⚔️
BURKINA FASO🇧🇫 🆚 🇲🇬MADAGASCAR
🏟: AMAN STADIUM
🗓: 16 AOÛT 2025
⏱: 20 H
📺 : TVM
🇲🇬 💪

Alefaso ny pronostic anao fa izay 3 mahita voalohany dia homenay credit .
Amin'ny 7 ora ny farany commenter manankery

Anohana ny barea🇲🇬 isika anio alina @ 8 ora .Alefaso ary ny pronostic ⚽anao fa izay 3 mahita voalohany omenay credit.  b...
09/08/2025

Anohana ny barea🇲🇬 isika anio alina @ 8 ora .
Alefaso ary ny pronostic ⚽anao fa izay 3 mahita voalohany omenay credit.

barea 🇲🇬🇲🇬

03/12/2023

Efa akaiky ny fety a! Alefaso daholo izay commande Karaoke atao @ faran'ny taona ,
Fa ataonay mora be @ izao volana decembre izao .

Efa misokatra ny Studio🎤🎧 antsika Talata Andraikiba antsirabe no misy anay. Aza hadinoina fa izahay dia manao création K...
25/10/2023

Efa misokatra ny Studio🎤🎧 antsika Talata Andraikiba antsirabe no misy anay.
Aza hadinoina fa izahay dia manao création Karaoke 💻🎤izay ilainao ihany koa,
Aza misalasala ary manantona fa vonona izay handray anao sy hanome fahafam_po 💓anao.
Afaka miantso ny ☎ 034 37 323 29 ihany koa ianao

22/03/2023

Pit leo Mahareta
Demo karaoke by Lain'a Prod

Izahay dia mivarotra Karaoke @ sarany mora , misy izay ilainao rehetra tongava Mp ary .

Contact : 034 37 323 29 / 033 23 011 21
Aza hadinoina ny mi-abonner Pages a

22/03/2023

TWOKII - - Diso Tiako
Mise en Karaoke By Lain'a Prod
Aza hadino mi-partage sy mi-abonner ny page tsika

Twokii - officiel

Address

Talata Andraikiba
Antsirabe
110

Telephone

+261331774786

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Création Karaoké posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Création Karaoké:

Share