26/09/2025
26/09/25
Mankasitraka ny mpiara miasa rehetra ao am Commune Rurale Antanifotsy ,notarihin'Atoa ben'ny tanana nisafidy an'i le village nisitahana kely nanaovana korana mahafinaritra androany , mirary soa ho anareo rht tompoko 👋👋🙏🙏🙏