Chris le magicien

Chris le magicien Illusionniste & Hypnotiseur
✨ Close-Up | Scène | Événements privés | Team-Building
Contact :+261 38 40 581 11
👉 Abonnez-vous pour voir plus de magie ! ✨

10/08/2026

Matsiro anie ity milalao karatra ty eh, dia lazao amin’ny commentaire raha tianao, dia aza adino mizara ny vidéo ary, 🔥
🇲🇬

07/08/2026

🔥 Le défi le plus fou : porter une personne avec les dents !

06/08/2026

Tena tsy mety amiko lay mandray an itony

05/08/2026

05/08/2026

Saika anao an ity challenge ity aho fa aoka ihany

04/08/2026

soa fa tsy voatonina tato ny ART ny Mpanao magie?

21/07/2026

🎩✨ Indro ary ny vidéo performance manaraka atolotro ho anareo! ✨
🙏 Aza adino:
❤️ Mametraka réaction
💬 Manoratra (tena ilaina ny hevitrareo!)
🔄 Mizara (Partage) mba hahafahan'ny olona maro mahita sy mankafy ity vidéo ity.

Mbola maro ny surprise sy performance havoakako eto amin'ny pejy, koa aza adino ny manaraka (Suivre) ny pejy mba tsy ho tara amin'ireo vidéo manaraka!


17/07/2026

🎩✨ Ity ary ilay vidéo nampanantenaina anareo rehetra! ✨🎩

Manantena aho fa hankafizinareo ity performance ity. 😊

🙏 Aza adino:
❤️ Mametraka réaction
💬 Manoratra (tena ilaina ny hevitrareo!)
🔄 Mizara (Partage) mba hahafahan'ny olona maro mahita sy mankafy ity vidéo ity.

Mbola maro ny surprise sy performance havoakako eto amin'ny pejy, koa aza adino ny manaraka (Suivre) ny pejy mba tsy ho tara amin'ireo vidéo manaraka!

🎭 Raha tianao hiavaka sy tsy hay hadinoina ny lanonana karakarainao, dia afaka miantso ahy ianareo amin'ny:
✨ Magie de scène
🃏 Close-up (Magie de proximité)
🎩 Illusion
🧠 Hypnose de spectacle

Azo atao amin'ny:
💍 Mariage
🎂 Anniversaire
🎉 Fety privée
🏫 École
🏢 Événement d'entreprise
🎪 Événement public

📩 Raha mila fanazavana na hanao réservation:

📞 Appel : 038 40 581 11
📱 WhatsApp : 032 18 324 51










🌙 Bonsoir daholo e!Manao ahoana daholo ry havana sy ry mpanaraka tsy tapaka ny pejy? ❤️Misy surprise be ho anareo! 🎩✨ Ts...
14/07/2026

🌙 Bonsoir daholo e!

Manao ahoana daholo ry havana sy ry mpanaraka tsy tapaka ny pejy? ❤️

Misy surprise be ho anareo! 🎩✨ Tsy ho ela dia hivoaka ny vidéo performance an'ilay hita amin'ity sary ity.

Koa mangataka fanohanana kely aminareo aho: partage-o amin'ny namanareo sy ny fianakavianareo ity publication ity mba hahitan'ny olona maro azy.

Ary ho anareo izay mbola tsy nanindry Suivre ny pejy dia aza adino izany, mba tsy ho tara rehefa mivoaka ny vidéo. Mbola maro ny magie sy ny surprise ho avy eto!

Misaotra betsaka anareo rehetra amin'ny fitiavana sy ny fanohanana hatrany. ❤️🙏

Araho hatrany fa tsy ho ela dia hivoaka ny vidéo! 🎬✨

Address

Andranomena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chris le magicien posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category