Import Business Academy

Website Contact the establishment

Import Business Academy Formation pratique en importation depuis la Chine 🇨🇳📦
De l’achat jusqu’à la réception de vos marchandises.
📞 038 48 483 07

🚨ANTANANARIVO🚨😉 Aza miala lavitra fa ity ny formation isany hanamarika an’ity taona 2026 ity, resaka fanafarana entana a...
13/10/2026

🚨ANTANANARIVO🚨

😉 Aza miala lavitra fa ity ny formation isany hanamarika an’ity taona 2026 ity, resaka fanafarana entana avy any Chine hatrany ✅

🫵Tonga dia ampidiro anaty programanao fa ny:
📆Zoma 13 Novembre 2026 isika no hiaraka hianatra sy hifampizara
📍Ao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina

📆 Sabotsy 14 Novembre 2026
📍Antsirabe

⏳ Ho zaraina miandalana eto ny andinindininy rehetra, aza miala lavitra

12/10/2026

✅ Tontosa soa aman-tsara ny formation fanafarana entana avy any Chine, natao teto Antananarivo sy tany Antsirabe ny faran’ny herinandro lasa teo.

🚀Mitohy hatrany ny formation antsika, sady tonga dia manao pratique mihitsy mandritra ny formation.

🔥Ireto ny daty manaraka tsara ho fantatra:
📆 Samedi 17 Octobre 2026
📍 Salazamay Toamasina

📆 Samedi 24 Octobre 2026
📍 Talatamaty Fianarantsoa

📆 Vendredi 13 Novembre 2026
📍Kianjan’ny Barea Mahamasina

📆 Samedi 14 Novembre 2026
📍Antsirabe

💰Ny frais de formation efa natao mirary dia mirary, ary tsinjovina manokana amin’izany ireo mpianatra
- 40.000Ar ho an’ny etudiants, izany hoe izay mpianatra mitondra carte d’étudiant na badge dia io ny frais de formation aloany
- 80.000Ar kosa ho an’ny professionnelles, izany hoe izay olona efa an’asa fa tsy mianatra intsony

🚨Voafetra ny toerana ka izay manao inscriptions mialoha ihany no afaka manatrika ny formation.

☎️Fanazavana fanampiny :038 48 483 07

🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳Agnay agny dia tena tamana ao Fianarantsoa ao😍😅Raha vao tamin’ny herinandr...
06/10/2026

🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

Agnay agny dia tena tamana ao Fianarantsoa ao😍😅

Raha vao tamin’ny herinandro izahay no tany Fianarantsoa, dia nisafidy ny hiverina any indray amin’ity volana ity noho ny fangatahanareo☺️

🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯

Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
✅ Simulation / Pratique

📅 Samedi 24 Octobre 2026
📍Fianarantsoa
💰Frais de formation :
-40.000Ar ho an’ny mpianatra ( izay mitondra carte d’étudiant na taratasy manamarina fa tena mpianatra tokoa ianao amin’ity taona ity, tsy mifidy na universitaire na lyceen(e) )
-80.000 Ar ho an’ny pro ( izany hoe izay tsy mianatra intsony)

📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07

⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation

🚨ANTSIRABE 🚨🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?Sady ahaz...
03/10/2026

🚨ANTSIRABE 🚨
🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯

Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
✅ Simulation / Pratique

📅 Samedi 10 Octobre 2026
📍Antsirabe
💰Frais de formation :
▪️40.000Ar ho an’ny mpianatra rehetra, izany hoe manana carte d’étudiant à jour,
▪️80.000Ar ho an’ny pro, izany hoe ireo izay tsy mianatra intsony fa efa miasa

📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07

⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation

🚨ANTANANARIVO 🚨🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?Sady a...
03/10/2026

🚨ANTANANARIVO 🚨
🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯

Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
✅ Simulation / Pratique

📅 Dimanche 11 Octobre 2026
📍Analakely
💰Frais de formation :
▪️40.000Ar ho an’ny mpianatra rehetra, izany hoe manana carte d’étudiant à jour,
▪️80.000Ar ho an’ny pro, izany hoe ireo izay tsy mianatra intsony fa efa miasa

📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07

⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation

🚨TOAMASINA 🚨🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?Sady ahaz...
03/10/2026

🚨TOAMASINA 🚨
🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯

Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
✅ Simulation / Pratique

📅 Samedi 17 Octobre 2026
📍Toamasina

🔥FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳 📍Ambositra‼️ Ho an’izay olona 5 misoratra anarana androany dia mahazo prom...
01/10/2026

🔥FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

📍Ambositra

‼️ Ho an’izay olona 5 misoratra anarana androany dia mahazo promotion 50.000Ar, olona 5 ihany satria izay ihany sisa no isan’ny toerana malalaka‼️

📆 Dimanche 04 Octobre 2026
📍 Hotel Johnathan Ambositra
🕖 Amin’ny 01 Ora sy sasany tolakandro

✅ Ho an’izay olona 5 manao reservation ihany ity tolotra ity, aorian’izay dia feno tanteraka ny toerana‼️

☎️ 038 48 483 07

🔥FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳 📍Fianarantsoa‼️ Ho an’izay olona 5 misoratra anarana androany dia mahazo p...
01/10/2026

🔥FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

📍Fianarantsoa

‼️ Ho an’izay olona 5 misoratra anarana androany dia mahazo promotion 50.000Ar, olona 5 ihany satria izay ihany sisa no isan’ny toerana malalaka‼️

📆 Samedi 03 Octobre 2026
📍 Ampasambazaha - Fianarantsoa
🕖 Amin’ny valo ora maraina

✅ Ho an’izay olona 5 manao reservation ihany ity tolotra ity, aorian’izay dia feno tanteraka ny toerana‼️

☎️ 038 48 483 07

🚨MAHAJANGA 🚨🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?Sady ahaz...
28/09/2026

🚨MAHAJANGA 🚨
🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯

Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
✅ Simulation / Pratique

📅 Samedi 24 Octobre 2026
📍Mahajanga
💰Frais de formation : 80.000 Ar

📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07

⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation

🚨TOAMASINA 🚨🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?Sady ahaz...
28/09/2026

🚨TOAMASINA
🚨
🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳

🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯

Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
✅ Simulation / Pratique

📅 Samedi 17 Octobre 2026
📍Toamasina
💰Frais de formation : 80.000 Ar

📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07

⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation

Address

Anosizato Atsinanana
Antananarivo
BP101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Import Business Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Import Business Academy:

Shortcuts

Share