mbk261

mbk261 Buy/Show/Share/Sell

16/06/2026
Tamin'iny alakamisy na zoma 11/12 -06-2026 iny no nahitanay hoe...Ka ahoana 😎😂
15/06/2026

Tamin'iny alakamisy na zoma 11/12 -06-2026 iny no nahitanay hoe...
Ka ahoana 😎😂

izay tsara fiomanana hono, tsy tampohan'ny lozaFa loza marina raha izao an 🤧Kanefa moa io no lalàna dia efa arahinaFiry ...
10/06/2026

izay tsara fiomanana hono, tsy tampohan'ny loza

Fa loza marina raha izao an 🤧
Kanefa moa io no lalàna dia efa arahina

Firy cc sy cv daholo ilay tezainareo any dia ohatrinona zany? 😆😆

08/06/2026

Mba nisy efa nampiaraka teny ho eny ve
Aiza ary io oh 😝
Masiaka lolo sa masiaka dahalo sy mpanendaka eny 🤧🤣

07/06/2026

Kodiarandroa
Ekena, misy ny manao tsinontsinona
Fa maro koa ny atao tsinontsinona
Andefitra aka sisiny amin'ny tery aiza, sa Ho aiza ianao raha amin'ilay toerany

Manontany i ao amin'ny pejiny anio 07/06/2026
"Sao mba efa nisy lalàna vaovao hoe tsy mahazo mandeha Route Nationale ny moto azafady fa izahay no tsy naharaka?🤔
Tsy in-dray, tsy in-droa, fa tratra otran'izao foana fa ity no sendra azo tamin'ny fotoana nakana video. Na RN2 na RN7 samy otran'izao daholo😶
Soa ihany fa mandeha milamina hatrany fa raha mandeha mafy de efa nifatratra tao😶

🚨Partageo max mba ho hitan'ny responsable-ny fa tsy manjary, hamono olona🤦‍♀️
CAMION DAF XF 9149TBH"

06/06/2026

Misy police mianatra sady mahay fa sao isika diso hevitra

05/06/2026

Fa afaka amboarina marina ve ireny équipements électriques ireny
Mba hoe misy signe avokoa ny scooter rehefa mivily na hoe misy feu de stop rehefa mijanona...

"Aza manantena fandrosoana sy fiovana eto izany isika Malagasy, na hanao inona na hanao inona izay mitondra eo na Iza na...
04/06/2026

"Aza manantena fandrosoana sy fiovana eto izany isika Malagasy, na hanao inona na hanao inona izay mitondra eo na Iza na Iza mitondra eo, tsy hisy fiovana sy fandrosoana izany eto raha tsy isika rehetra mihintsy no vonona ny hiova aloha, Jiro tsy mbola ampy Herinandro akory ny nametahana azy Dia efa izao sahady 🤦🏿‍♂️😪"
🙍:Fredy Rajaonarison

Hiandry ny gasy ho hendry va, sa andray fepetra❓❓
Ny ratsy tsy kely lalana❗❗
Ny olona efa ratsy taiza sy inconscient et sans morale🧠🧠🧠

Iza àry no handray andrakitra amin'ny sécurité sy fiambenana biens publics ?
Efa mba saika afaka fitaintainana ny mpitondra kodiarandroa sy kodiarana efatra
Saingy....

Eny, tsy hifoha intsony i Mr Ignace, fa na izany aza re

03/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andry Ralambondrainy, Kaïm RatsimbazafYh, Mickael Rakotomalala, Andry Nomenjanahary, Sita Yt

02/06/2026

Ny hiafaran'ny mpandeha antongotra Rehefa ilay feno mpivarotra sy scooter eraky ny trottoir
Mihaino hiran'i satria mafy ny ady


Address

101
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when mbk261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category