31/07/2026
📢 Misokatra izao ny fiofanana fanjairana!
Tianao ve ny hahay manjaitra sy hanana fahaiza-manao afaka mampidi-bola?
Manasa anao izahay hanaraka fiofanana amin'ny:
👗 Jupe
👔 Chemise
👖 Pantalon
👗 Robe
❌ Mahazo promotion olona 5 misoratra anarana voalohany❌
Na vao manomboka aza dia afaka misoratra anarana.
Toerana voafetra, koa aza miandry ela!
Raha mila fanazavana fanampiny na hisoratra anarana dia mandefasa hafatra (message) na antsoy izahay.
Rose Blanche Conception Couture
+261 34 63 236 15