CR. Cassidy

CR. Cassidy 🧶 crochets 🧶

Merci BAVATA  Be Cliente omaly❤️ Reraka be fa 21h 17 vao nody Gros bisous d bon AID musulman jiaby 🌙☪️
19/03/2026

Merci BAVATA Be Cliente omaly❤️
Reraka be fa 21h 17 vao nody
Gros bisous d bon AID musulman jiaby 🌙☪️

15/03/2026

Braid Self sur vous.
C’est jolie ou c’est jolie 🤩

01/03/2026

❤️Efa natsaraina, ❤️
nasina verni amle noteneninareo. Matanjaka be, tsy Mora maloto,🥰 tsy Mora Silva Nefa vidiny Zakan’i maro 🫶🏼

👇Ao ambany ao misy ny momba momba azy👇
Tsy mampanenina wa mividy Anita kapa ito👊❤️

21/02/2026

🛑Jereo nareo atsarany kapa VAHIDEHI tsika ti Amin tongotra🥰🥰😍😍😍

Efa io prix aza misalasala miditra mp fa tsy manefa vola manontany 😅❤️

💋BISOUS BE DAHOLO💋

18/02/2026

🥰Outfit miaraka Amin publicité 😅
❤️Jifao ny vita malagasy e ❤️

17/02/2026

Coucou les filles 🤗
Aiza amreo misy anao?

🩴avy ndray anay e!! 🩴🎁KAPA VAHIDEHI 🎁🤣 Vakio tsara 👇👇Kapa oditra Matanjaka be, tsara kely 💪Mihaja be tongotranao anatin’...
11/02/2026

🩴avy ndray anay e!! 🩴
🎁KAPA VAHIDEHI 🎁🤣 Vakio tsara 👇👇

Kapa oditra Matanjaka be, tsara kely 💪
Mihaja be tongotranao anatin’io🥰
👉Pointure sur chaque photo 👈

❤️‍🔥Mety atao cadeau st Valentin ❤️‍🔥
☪️Mety Amin madame tsara io mandeh mivavaka Amin ramadan☪️ Na Amin Eid ☝️

Mety anodinambola tsara rah maka Amin carton, azahoana tombony be,🤗

🛑Prix unitaires: 26000ar
🛑Prix carton 10pcs: 185000ar
🛑Maka 5pcs: 100000ar

Contact rapide: 0326097701
🤗Na Midira mp direct 🤗

MANDROSO ATSIKA JIABY EEEE!!!!! 🥰

🎊🥂offre vaovao ndray ary🎊🥂🎊Manomboka 4000ar ny offre tsika Arakatany alavirantoerana ny frais de déplacement à partir de...
02/02/2026

🎊🥂offre vaovao ndray ary🎊🥂🎊
Manomboka 4000ar ny offre tsika
Arakatany alavirantoerana ny frais de déplacement à partir de 3000ar

Alaivo manomboka zao ary ny rendez vous nareo 💌

30/12/2025
🔴ROBE🔴 ROBE🔴ROBÉ🔴Efa ao daholy ny prix 🤗
18/12/2025

🔴ROBE🔴 ROBE🔴ROBÉ🔴
Efa ao daholy ny prix 🤗

🔴ARRIVAGE 🔴ARRIVAGE🔴 Robe ✅Short ✅Haut ✅ Du prêt à porter toujours à mini-prix ooo 🤗Model unique daholo an. 👇Details sur...
08/12/2025

🔴ARRIVAGE 🔴ARRIVAGE🔴
Robe ✅
Short ✅
Haut ✅
Du prêt à porter toujours à mini-prix ooo 🤗
Model unique daholo an.
👇Details sur chaque PHOTO 👇
A partir d 4000ar ny prix antsika ao.
🫶Ndao i shopping aloany fety eee 🫶

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CR. Cassidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category