04/07/2026
🎉🎉Mitady hetsika hampifaliana ny kilonga ve? 🎉🎉
‼️🎊MITOHY RAHAMPITSO ALAHADY MANOMBOKA AMIN’NY 02 ORA ATOANDRO 🎊‼️
Misokatra ho an'ny ankizy rehetra ny toeram-pilalaovana indrindra fa ho anareo eny amin'ny manodidina✨✨
📍 Toerana : Antanety Bemasoandro Itaosy (Manoloana ny Lycée Nandrasana)
💵 Vidim-pidirana : 1.500 Ar monja isaky ny kilalao ‼️
‼️Misy lalao maro isan-karazany afaka hifalian'izy ireo ao: Trampoline lehibe, Gonflable, toerana fialana voly sy fanaovana sary, ary lalao maro hafa‼️
Tongava maro✨