Minisiteran'ny Fiompiana

Minisiteran'ny Fiompiana Minisiteran'ny Fiompiana

๐’๐จ๐ง๐ ๐š๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ฌ๐š ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ญ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐š๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š.
05/09/2026

๐’๐จ๐ง๐ ๐š๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ฌ๐š ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ญ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐š๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š.

๐€๐๐๐„๐‹ ๐€ฬ€ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐…๐„๐’๐“๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐ƒ'๐ˆ๐๐“๐„ฬ๐‘๐„ฬ‚๐“ ๐ƒ'๐”๐ ๐•๐„ฬ๐“๐„ฬ๐‘๐ˆ๐๐€๐ˆ๐‘๐„ ๐’๐€๐๐ˆ๐“๐€๐ˆ๐‘๐„, ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐‚๐“ ๐•๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐™๐Ž, ๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž ๐€๐“๐’๐ˆ๐๐€๐๐€๐๐€
04/09/2026

๐€๐๐๐„๐‹ ๐€ฬ€ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐…๐„๐’๐“๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐ƒ'๐ˆ๐๐“๐„ฬ๐‘๐„ฬ‚๐“ ๐ƒ'๐”๐ ๐•๐„ฬ๐“๐„ฬ๐‘๐ˆ๐๐€๐ˆ๐‘๐„ ๐’๐€๐๐ˆ๐“๐€๐ˆ๐‘๐„,
๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐‚๐“ ๐•๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐™๐Ž, ๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž ๐€๐“๐’๐ˆ๐๐€๐๐€๐๐€

๐€๐๐๐„๐‹ ๐€ฬ€ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐…๐„๐’๐“๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐ƒ'๐ˆ๐๐“๐„ฬ๐‘๐„ฬ‚๐“ ๐ƒ'๐”๐ ๐•๐„ฬ๐“๐„ฬ๐‘๐ˆ๐๐€๐ˆ๐‘๐„ ๐’๐€๐๐ˆ๐“๐€๐ˆ๐‘๐„, ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐‚๐“ ๐๐„๐…๐Ž๐“๐€๐Š๐€, ๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž ๐€๐“๐’๐ˆ๐๐€๐๐€๐๐€
04/09/2026

๐€๐๐๐„๐‹ ๐€ฬ€ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐…๐„๐’๐“๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐ƒ'๐ˆ๐๐“๐„ฬ๐‘๐„ฬ‚๐“ ๐ƒ'๐”๐ ๐•๐„ฬ๐“๐„ฬ๐‘๐ˆ๐๐€๐ˆ๐‘๐„ ๐’๐€๐๐ˆ๐“๐€๐ˆ๐‘๐„,
๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐‚๐“ ๐๐„๐…๐Ž๐“๐€๐Š๐€, ๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž ๐€๐“๐’๐ˆ๐๐€๐๐€๐๐€

๐…๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐…๐€๐๐‰๐ˆ๐‘๐˜ : ๐Œ๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ, ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐š๐ฏ๐ฒ.  ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘’๐‘š๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž, ๐‘‰๐‘œโ„Ž๐‘–๐‘๐‘’๐‘›๐‘œ โ€“ 02 ๐‘†๐‘’๐‘๐‘ก๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘Ž 2026ยซ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚...
03/09/2026

๐…๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐…๐€๐๐‰๐ˆ๐‘๐˜ : ๐Œ๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ, ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐š๐ฏ๐ฒ.

๐ด๐‘›๐‘‘๐‘’๐‘š๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž, ๐‘‰๐‘œโ„Ž๐‘–๐‘๐‘’๐‘›๐‘œ โ€“ 02 ๐‘†๐‘’๐‘๐‘ก๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘Ž 2026

ยซ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚, ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’๐’‚๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ยป, hoy ny Vadinโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblikanโ€™i Madagasikara, Ramatoa RANDRIANIRINA Elisa, nandritra ny fanombohana taminโ€™ny fomba ofisialy ny Fikambanana FANJIRY, izay mikendry ny hamaly ireo filร nโ€™ny mponina eny ifotony.

Mifototra aminโ€™ny sehatra telo lehibe ny vina entinโ€™ny Fanjiry : fahasalamana, fanabeazana sy fahalalana, ary fivelomana sy fandraharahana, anisanโ€™izany ny fambolena sy ny fiompiana.

๐Ÿ” Nisongadina manokana ny sehatry ny Fiompiana, taminโ€™ny alalanโ€™ny fandraisanโ€™anjaranโ€™ny Minisiteran'ny Fiompiana. Nisy ny fampiofanana ireo mponina maherinโ€™ny 1 500, narahina fizarana zanakโ€™akoho โ€œcoqueletsโ€ miisa 3 000 izay hitohy any amin'ny Faritra hafa.

Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manaonโ€™ireo mpiompy, hampiroboroboana ny famokarana ary indrindra hanampiana azy ireo hanana asa fivelomana sy fidiram-bola maharitra. Manamafy ny fiaraha-miasa aminโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka, anisanโ€™izany ny Tetikasa sy ny ary ny , aminโ€™ny fanatanterahana izany asa fanohanana ny mpiompy izany.

๐Ÿค Ho fanampinโ€™izany, dia nisy ny fanohanana ara-tsosialy sy ny fanolorana fitaovana ho anโ€™ireo kaominina mandrafitra ny Distrikanโ€™i Vohipeno, ho fanatsarana ny fari-piainanโ€™ny mponina, nentin'ny fikambanana izay marihina fa mahaleo tena tanteraka.

"๐—™๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ผ๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ"

03/09/2026

FIA 2026 : ยซMadagasikara mihetsika : mamokatra, manodina ary mampandrosoยป

Mandray anjara feno amin'ny hetsika FIA ny Minisiteran'ny Fiompiana.
Fotoana hampahafantarana ny sehatry ny fiompiana, ireo vokatra, ny zava-bita ary ireo vina sy fandaharanasa apetraka ao anatin' izao fanavaozana ny sehatra izao izay mifanindra andalana tanteraka amin'ny Politika ankapobenin'ny Fanavaozana an'i Madagasikara.

FIA: manomboka ny 10 hatramin'ny 13 Septambra 2026 eny amin'ny CCI Ivato.

"๐—™๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ผ๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ"

๐…๐€๐๐€๐‘๐„๐๐€NA ๐Œ๐๐ˆ๐€๐‘๐€-๐๐„๐‹๐Ž๐๐€ : ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐‘๐€๐๐Ž๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐‡๐€๐ˆ๐-๐“๐‘๐€๐๐Ž Andranomavo- Manakara, 1 Septambra 2026 ๐Ÿ”ฅ Trano maherin...
02/09/2026

๐…๐€๐๐€๐‘๐„๐๐€NA ๐Œ๐๐ˆ๐€๐‘๐€-๐๐„๐‹๐Ž๐๐€ : ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐‘๐€๐๐Ž๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐‡๐€๐ˆ๐-๐“๐‘๐€๐๐Ž

Andranomavo- Manakara, 1 Septambra 2026

๐Ÿ”ฅ Trano maherinโ€™ny 300 no kilanโ€™ny afo hain-trano tao aminโ€™ny Fokontany Andranomavo, Kaominina Ivatana, Distrikanโ€™i Manakara, ka fianakaviana maro no very fananana sy fialofana.

๐Ÿค Manoloana izao voina izao, tonga ifotony tany an-toerana ny solontenanโ€™ny Governemanta, Ministra vehivavy sy ireo Ramatoa vadin'ny Minisitra isany.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Vonona hatrany ny Fitondram-panjakana, tarihin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika an'i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaรซl, hijoro eo anilanโ€™ny vahoaka, indrindra aminโ€™ny fotoan-tsarotra, ary hanamafy ny firaisankina sy ny fiaraha-mientana ho anโ€™ny fanarenana sy famerenana indray ny fanantenana sy ny fiainana andavanandronโ€™ireo fianakaviana tra-boina.




Minisiteran'ny Fiompiana

๐…๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š  ๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š-๐ฆ๐š๐ฌ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐š๐ฅ๐ข๐š๐ง๐š na ๐•๐š๐ฅ๐ข-๐›๐จ๐ญ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐›๐ฒ. 31...
01/09/2026

๐…๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š-๐ฆ๐š๐ฌ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐š๐ฅ๐ข๐š๐ง๐š na ๐•๐š๐ฅ๐ข-๐›๐จ๐ญ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐›๐ฒ.

31 Aogositra โ€“ 3 Septambra 2026

"๐๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ก๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐จ๐ญ๐จ๐š๐ง๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐›๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ณ๐š๐ฏ๐š-๐๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐š๐ก๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐›๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐ž๐ฅ๐จ๐ง๐š"

โ—€๏ธ Tanterahina ao Mahajanga mandritra ny efatra andro ny atrikasa ho anโ€™ireo Veterinera ara-pahasalamana avy aminโ€™ny Faritra dimy : DIANA, SAVA, Boeny, Sofia ary Betsiboka. Tohinโ€™ny ezaka ataonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fiompiana, aminโ€™ny alalanโ€™ny Sampan-draharaha misahana ny Fahasalamanโ€™ny Biby, izay vatsianโ€™ny Tetikasa , ary isan'ny laharam-pahamehan'ny Fanjakana ny Fiarovana ny Fahasalaman'ny olombelona.

๐ŸŽฏ Hamafisina noho izany ny fahaizanโ€™ireo Veterinera ara-pahasalamana aminโ€™ny fanaraha-maso, famantarana ary fampandrenesana ireo aretina mahazo ny biby sy ireo aretina mety hifindra avy aminโ€™ny biby aminโ€™ny olombelona "zoonoses".

Mifantoka indrindra aminโ€™ny :

- fanaraha-maso sy famantarana ireo tranga mampiahiahy ;
- fomba fampandrenesana sy fifampitam-baovao ;
- dingana tokony harahina rehefa misy tranga na ahiahina aretina ;
- fandrindrana ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ireo mpisehatra eny ifotony.

โ˜‘๏ธNandritra ny tombana nataonโ€™ny taminโ€™ny Sampan-draharaha misahana ny Fahasalamanโ€™ny Biby taminโ€™ny volana Martsa dia hita fa efa misy ny ezaka sy ny fandrosoana. Mbola ilaina anefa ny manohy manamafy ny rafitra sy ny fahaiza-manao, indrindra aminโ€™ny lafin'ny fanaraha-maso sy famaliana ireo aretina.

โœ… Vokatra andrasana aminโ€™ity atrikasa ity ny hahafahanโ€™ireo Veterinera :
โžก๏ธ mamantatra sy mampandre haingana ireo tranga mampiahiahy ;
โžก๏ธ mampihatra fomba fiasa mirindra rehefa misy tranga ;
โžก๏ธ mandray fepetra mifanaraka aminโ€™ny toe-javatra sy ny fotoana ;
โžก๏ธ manatsara ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ireo mpisehatra.

โ—€๏ธ Aminโ€™ny ankapobeny, ny tanjona dia ny hahatonga ny rafitra ho mailo kokoa sy hahafahana misoroka ny fiparitahanโ€™ny aretina haingana, ka hiaro ny biby, ny mpiompy ary ny fahasalamanโ€™ny olombelona.

"๐—™๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ผ๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ"




๐Ÿ„ ๐€๐’๐ˆ๐„๐… ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” โ€“ ๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐‘๐€ : ๐…๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐„๐ค๐ข๐ฉ๐š, ๐Ÿ๐ข๐ฃ๐ž๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š ๐Ÿ’ช Nandritra ny ASIEF 2026 izay t...
30/08/2026

๐Ÿ„ ๐€๐’๐ˆ๐„๐… ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” โ€“ ๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐‘๐€ : ๐…๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐„๐ค๐ข๐ฉ๐š, ๐Ÿ๐ข๐ฃ๐ž๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š

๐Ÿ’ช Nandritra ny ASIEF 2026 izay tanterahina tao Manakara, nidina tany an-toerana nanohana ireo ekipa misolo tena ny Minisiteranโ€™ny Fiompiana ny Sekretera Jeneraly, Andriamatoa RALAISABOTSY Jary Antonio.

๐Ÿ† Nizotra tsara ny lalao, ary niezaka hatrany ireo ekipanโ€™ny MINEL, tao anatin'ny toe-tsaina feno firaisankina sy fahavononana.

๐Ÿค Ankoatra ny fanohanana ny ekipa, dia tonga nijery ihany koa ny zava-misy eo aminโ€™ny sehatry ny Fiompiana ao Manakara ny Sekretera Jeneraly, ka nitsidika ireo toerana sy fotodrafitrasa momba ny Fiompiana ary nihaona sy nifampiresaka taminโ€™ireo mpiasa sy tompon'andraikitra.

โ˜‘๏ธ Fotoana hanamafisana ny fifandraisana aminโ€™ny mpisehatra eny ifotony sy hahafantarana mivantana ny zava-misy ary ny filร na eo aminโ€™ny sehatry ny Fiompiana.

"๐—™๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ผ๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ"

Minisiteran'ny Fiompiana

Programme PROGRES

"Dinika Fakan-kevitra hanomanana ny fifidianana"
30/08/2026

"Dinika Fakan-kevitra hanomanana ny fifidianana"

Address

Ampandrianomby, Ministรจre De L'Elevage
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minisiteran'ny Fiompiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share