Royal terrain Mada

Royal terrain Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Royal terrain Mada, 0341086110, Antananarivo.

21/05/2026
🏡 Trano amidy – Masinandrina📍 Amoron-dalana📐 Surface : 75 m²💡 Misy jiro sy rano🚌 Vao mivoaka dia akaikin’ny arrêt bus📄 P...
20/05/2026

🏡 Trano amidy – Masinandrina
📍 Amoron-dalana
📐 Surface : 75 m²
💡 Misy jiro sy rano
🚌 Vao mivoaka dia akaikin’ny arrêt bus
📄 Papier cadastral, olona iray no signataire
💰 Vidiny : 600 Millions FMG
📞 Contact : 034 10 861 10 (WhatsApp)
🗓️ Visite sur rendez-vous
Aza tara fa tsara toerana sady mora idirana ity trano ity. 😊

TANDREMO NY TARATASY TANY!🌿Maro ireo olona very tany na voafitaka satria tsy mazava tsara ny taratasin-tany ananany. Koa...
17/05/2026

TANDREMO NY TARATASY TANY!🌿

Maro ireo olona very tany na voafitaka satria tsy mazava tsara ny taratasin-tany ananany. Koa aza miandry olana vao mikarakara izany.

Ireto avy ny porofon'ny fananan_tany
Misy eto Madagascar.

🟢Titre foncier
🟢 Certificat foncier
🟢Cadastre ..

1-TITRE FONCIER
Ny titre foncier dia taratasy aradalàna omen'ny fanjakana manaporofo fa ianao no ten tompin'ilay tany , izy dia taratasy manandanja indrindra amin'ny porofon'ny fananan_tany misy eto Madagascar.

🔵Ireto avy no hita ao anatiny:
👉Anaran'ilay tompony .
👉 Toerana misy ny tany
👉 Velaran'ilay tany sy ny refiny
👉Laharana ara_panjakana momban'ilay tany(numéro parcelle)

🔵TOMBONY

👉Miaro amin'ny ady tany sy ny fisolokina.
👉 mora amidy sy afindra amin'ny olona hafa (mutation)
👉 Afaka ampiasaina amin'ny crédit bancaire
👉Antoka hoan'ny taranakao

2- CERTIFICAT FONCIER (Karatany)
Taratasy ara_dalàna manamarina fa olona iray no tompona tany iray ary voasoratra ao anatin'ny bokitanin'ny kaominina ilay tany

🔵Ireto avy no hita ao anatiny:
👉Anaran'ny tompony
👉Velaran-tany sy ny sisiny.
👉Toerana misy ny tany
👉 Laharana fisoratana anarana.

Izy dia : porofo ara-dalàna ny fananan-tany .
Mora sy mazava kokoa nohon'ny titre foncier

👌Tsara ho fantatra : certificat foncier dia tsy mbola mandanja mihoatran'ny titre foncier amin'ny lafiny fiarovana aram_panjakana .
🟣Na izany aza : manampy betsaka amin'ny fisorohana ny ady tany .
Fanamarinana ny tena tompony.
Fampidirana ara-dalàna ny tany .

3- Cadastre
Ny cadastre dia porofo ara-dalàna saingy tsy azo anamarinana ny tena tompony rah tsy miaraka amin'ny certificat foncier ahitana ny arana'ilay tompony
Ny cadastral dia voarakitra ao anaty saritany kadastraly (plan cadastre) ka misy numéro parcelle sy refy mazava .

_Cadastre dia : mampiseo ny toerana misy ilay tany
Mamaritra ny refiny sy ny sisiny.

Fanamarihana :
Ny boky cadastre sy ny boky titre
Dia samy amohan'ny sampandraraha certificat de situation juridique avokoa
Mitovy lenta izy roa ireo .
Ny boky titre dia mazaka tany ray
Ny boky cadastre kosa mazaka parcelle tany maromaro ....

Zava_dehibe izay dingana tsara atao foana alohan'ny ividy tany
Tsara foana ny manao vérification ialana min'ny olana sy ny ady tany na fisolokina....

Araho foana ny pejy ....mahita ny soa sy ny tsara daoly tompoko 🙏 aza adino ny mi-abonné ny pejy
Aza misalasala mandefa Hafatra miafina na miantso 0341086110 WhatsApp

ANTSAMPANDRANO ILAFY 1400M² morcelable a 400m² accès voiture cartier résidentiel akaiky jiro papier cadastré aradalana t...
15/05/2026

ANTSAMPANDRANO ILAFY 1400M² morcelable a 400m² accès voiture cartier résidentiel akaiky jiro papier cadastré aradalana tsara
Prix :90000ar/m² a débattre kely
Araraoty fa vitsy sisa ny tany tsara toerana .
Cont:0341086110 whatsapp

🏡 TANY AMIDY ANOSY AVARATRA – OPPORTUNITÉ TSY FAHITA!✅ 1000m² titré bornée✅ Accès voiture✅ Cartier résidentiel calme✅ Ak...
14/05/2026

🏡 TANY AMIDY ANOSY AVARATRA – OPPORTUNITÉ TSY FAHITA!
✅ 1000m² titré bornée
✅ Accès voiture
✅ Cartier résidentiel calme
✅ Akaiky jiro sy rano
✅ Akaiky arrêt bus
✅ Bon voisinage
✅ Pré à bâtir → Tonga dia manorina!
💰 Prix : 200 000Ar/m²
⚡ Aza tara fa mihavitsy ny tany tsara toerana!
📞 WhatsApp : 0341086110

Address

0341086110
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal terrain Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share