02/08/2026
๐ฒ๐ฌ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฏ๐ | ๐๐ฒ ๐ก๐๐ค๐๐ง๐ญ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐๐๐ง-๐๐ซ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ
Misy hatsarana tsy mety lefy ao amin'ny kolontsaina Malagasy. Ny fiaraha-misakafo amin'ny ravin'akondro, ny fifampizarana ary ny firaisankina dia anisan'ireo lova navelan'ny razantsika izay mendrika hotehirizina.
Ato amin'ny Mada Weave, mino izahay fa tsy vitan'ny hoe mamorona vokatra vita tanana, fa mitahiry sy manandratra ihany koa ny maha-Malagasy antsika.
๐ฟ ๐๐ฒ ๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐ง๐จ ๐๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐, ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐ ๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ฅ๐จ๐ฏ๐, ๐๐ซ๐ฒ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง'๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ก๐ข๐ซ๐ข๐ณ๐๐ง๐ ๐๐ณ๐ฒ.
โค๏ธ ๐๐ข๐ซ๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐ ๐ก๐จ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ.
โค๏ธMba tantarao ao hoe ny fomba Malagasy fantatrao๐๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ