Akom-panahy RJ

Akom-panahy RJ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akom-panahy RJ, Poet, Antananarivo.

01/01/2026
21/09/2025

NY TANTARAKO
Malala a, etsy kely ange ianao
Itantarako ny tantarako e
Tantara izay nisiko
Sy ny fijaliako

Aviany ambanivolo tanàna niandoako
Zanaka tantsa sy olona sahirana
De ny fahantrako
Mitrongy ko vao homana
Sy mavomavo lamba
Ieny atramin'izao sy atramin'ny faha Zaza

De asa re tiko raha ampiova anao
Izay tantara zay
Fa aviany ambanivohitra
No tany misy anay

Aza ny fahantrako anefa no jerena
Fa ny foko tianao
Fa raha toy izany
Dia tsy mendrika hotiavina ny toa anay izao
RITSOM-PANAHY

Ny MAHATRANy mahatra matetikatsimba afaka mamboraka izay vetsovetso-ponyDe alehony aloha milefitraNa dia tena babo sy ti...
10/09/2025

Ny MAHATRA
Ny mahatra matetika
tsimba afaka mamboraka izay vetsovetso-pony
De alehony aloha milefitra
Na dia tena babo sy tianao fony
Tsy zakany manko
Ilay fanambanina sy ny esoeso teny Dia alehony aloha mangina
Sao fitiavana mantsatso
De alehony tsy misokabava fa mitia anao mangina
Nefa tsy mba saininy hoe
Izy âne ka tena tia fa tsimba toiny neny hafa
De manaraso fotsiny hoe
Iny âne ilay tiany eny antanan'olokafa
Ny fiavany mahatra a!
Tena aviaoam-po fa tsimba kilalao
De mandefitra eny foana
Ilay mahatra toy izao
Akom-panahy

07/09/2025

ONJAM-PITIA
Anivon-drano lalina, mihevaheva eny, raha ny resaka fitia,
Atopatopany onja, misamboravoara, raha tojo tena tia.
Misedra mahamay, toa mihilahila, hila tsy hotana intsony,
Dia mila ianao mitraka, sao alentikiny rano, de avieo tsy hita intsony.

Faly koa raha mafy, ny hilaozan'olontia, nefa ataovy antsaina,
Mila ianao mitraka, sao andao ny tany, dia hiala atraminy aina.
Lalantokana tsimaintsy hodiavina, raha resaka fitiavana,
Dia mila anao mahery, mila anao homazana.

Fa raha mora resy, dia mety amohy fo,
Dia tsy azaka azy ako, dia hiala atraminy aina.
Mahereza foana, fa aza mora kivy,
Ampandefero ny ko fo, dia atanjao saina.
Akom-panahy RJ

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akom-panahy RJ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category