Sing'a

Sing'a Sing'a est un groupe fondé par 4 musiciens arrangeurs, compositeurs et auteurs. Le groupe étend également ses activités dans la production.

16/08/2026

Ty no hiran'i Vahiné ity, anisany hira mafinaritra anay sady ataonay matetika 🎶🔥
Moa ny tonony koa tena miteny 😁

FAY (Vahiné) || SING'A || Cover

Tohano, zarao 🍻🎶

08/08/2026

Fa feon' iza koa ary zany miteny izany 😂😂?

Ndao mba hirary soa an'i Kôvou Manu isika. Fa anniversaire-ny eee. 🎊🎉🍺Bandy farak'izay tsotra sy tia mizara, fa izy koa ...
06/08/2026

Ndao mba hirary soa an'i Kôvou Manu isika.
Fa anniversaire-ny eee. 🎊🎉🍺
Bandy farak'izay tsotra sy tia mizara, fa izy koa no ACTIF indrindra ato amin'ny tarika.
Mirary ny soa rehetra lesy Kovs dia hiaraka eto foana tsika aaaa.

Nb: mety oe tara kely ora maromaro ity pub ity fa tsy maninona hoy izy taminay satria izahay niaraka tany iany omaly dia samy tafatory 😜

04/08/2026

Iza no mahay oe inona izany hira izany. 😜
Hira iray mahafatifaty kely nataonay tao amin'ny villa Ny bitsika.

Fotoana anisan'ny MAMY indrindra eo amin'ny fiainanay rehefa tafiaraka izahay ireo. Fa ra ampiana anareo, IANAO IO MIHIN...
30/07/2026

Fotoana anisan'ny MAMY indrindra eo amin'ny fiainanay rehefa tafiaraka izahay ireo.
Fa ra ampiana anareo, IANAO IO MIHINTSY 🥰. Dia mbola mamy kokoa. Rahovina indray no hiaraka eee. ???.
Mahatsiaro ireo fotoana mamy niarahantsika izahay io. Fa izany ary dia alefa eto foana ilay TSIKY. 😉.

'a

Iza no namanay ooo.
19/07/2026

Iza no namanay ooo.

16/07/2026

🤔 AHOANA NY HERITRERITRAREO?
Ny album hivoaka any amin'ny plateforme (spotify, deezer...) dia Sing'a irery i Kôvou Manu sy Dina Ny Aina irery no hihira ireo hira rehetra.
Ilay version physique (flash) EFA NIVOAKA misy ireo artiste nasaina kosa dia azo jifaina ihany.



👉🏻 Manomana zavatra mamy ho anareo. Ho asintsika video kely amin'ilay izy, dia ho resahintsika eto hoe ny hevitrareo. 🤔M...
09/07/2026

👉🏻 Manomana zavatra mamy ho anareo.
Ho asintsika video kely amin'ilay izy, dia ho resahintsika eto hoe ny hevitrareo. 🤔

Misy maromaro nanontany oe efa nivoaka ny
album fa toa mbola tsy any anaty plateforme. Dia momba izay ilay izy. Azoazonareo an tsaina ve ilay ho ataonay 😜

Iza ary io aloha io raha fantatrareo ? Nandray anjara tao anatin'ilay album MOZIKA MIANTSO FEO Izy.Anjaranay indray aloh...
30/06/2026

Iza ary io aloha io raha fantatrareo ? Nandray anjara tao anatin'ilay album MOZIKA MIANTSO FEO Izy.
Anjaranay indray aloha ny ni-accompagne azy androany

Mirary Asaramanitra finaritra ho antsika rehetra. 🎉🎊.
26/06/2026

Mirary Asaramanitra finaritra ho antsika rehetra. 🎉🎊.

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sing'a posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share