Antsan'ny nofy

Antsan'ny nofy Tsy izay rehetra mitsiky dia hoe faly aminao😊
Tsy izay rehetra miteny hoe tia anao dia ho marina avokoa😍💖

Efa lasan'olonkafa indray ny fony💗Dia ny momba anao rehetra koa efa nadinoiny😊💗
11/09/2025

Efa lasan'olonkafa indray ny fony💗
Dia ny momba anao rehetra koa efa nadinoiny😊💗

🙄🙄🙄nein nein
06/09/2025

🙄🙄🙄nein nein

😂😂Dia Gaga ah😂
27/08/2025

😂😂Dia Gaga ah😂

TSY MANINONA AHO KA 🥺💔   Efa lasa fahazarako ilay miteny hoe        "Tsy maninona Aho ka"🥺  Fa raha ny marina Dia..... E...
26/08/2025

TSY MANINONA AHO KA 🥺💔

Efa lasa fahazarako ilay miteny hoe
"Tsy maninona Aho ka"🥺
Fa raha ny marina Dia.....
Efa tena reraka Aho fa miezaka ny miarina 🥺🥺
Satria mbola manatena ny ho tafarina 😊
Efa im-betsaka Aho no lavo 💔
Dia matetika mintsy aho no voaratra
Zah mantsy rehefa mitia dia mora babo sy mora latsapaka ❤️
Fa na efa mahare Marary aza Aho 🥺
Na mahatsapa hirifiry Dia tsy mbola vaky nitaraina fa.........
Ny any ambeti-teniko dia ilay fiteny mahazatra iny🥺🥺💔hoe
" Tsy maninona Aho akory 💘
Nefa raha mba fantany fa.....
Kotsa foana ny ondako rehefa iny alohan'ny hatory 😭😭
Miezaka manafina aho rehf manoloana an'azy 🥺🥺
Mody faly Aho nefa Ory💔💔
Nosalorako tsiky ilay endriko tomany
Fa raha ny marina.......
Efa tapitra maratra Sady mangana ny any anatiko any 💔🥺
Saingy tsy ho lazaiko zany 🥺
Fa Aleo averimberiko iany hoe :
" Tsy maninona Aho"

✍️Aina✍️

❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
26/08/2025

❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

ATAHORAKO NY HO RAVA 🥺    Tiko a! Efa tsikaritro e!!!🥺 Tsapako nisy fiovana🥺 Tsy toin'ny mahazatra ianao 🥺      Ny marai...
15/08/2025

ATAHORAKO NY HO RAVA 🥺

Tiko a!
Efa tsikaritro e!!!🥺
Tsapako nisy fiovana🥺
Tsy toin'ny mahazatra ianao 🥺

Ny maraina😊
Tsy nahitana somaiso 💌
Mba ho firarina soa na ho filazam-baovao 😊
Zah moa tsy nila kisa fa navelako aminzao🙄

Ny atoandro😊
Lasa tsy niantsoantso matetika📞
Fa any Dia nilentika🥺
Tsy hita🥺🥺
Dia Samy naka ho azy teny sisa🤷

Ny ariva😊
Zara raha nahitana resaka
Fa milaza ho rera-dava 🙄
Eeeh!!
Efa miha-mamanala ny fifandraisantsika ka.....
Atahorako ny ho rava😭💔

✍️Aina✍️

😭💘💔
14/08/2025

😭💘💔

"NIOVA "  Nantenaiko ho tena izy nefa kay toa fanandramana😊 Zah mantsy nankafia fona n'aza efa nosakanana ny antsika😊💗Na...
12/08/2025

"NIOVA "

Nantenaiko ho tena izy nefa kay toa fanandramana😊
Zah mantsy nankafia fona n'aza efa nosakanana ny antsika😊💗
Nanaiky ny hiara-dalana na efa nisy disadisa😊
Dia nitozo anao hatrany🚶
Tsy sasatra mintsy Aho ny nandefa tenimamy❤️😘
Na Dia Téo Aza ny fahalaviran-tany😊
Fa tsy nataoko nampiova ny fitiavako anao zany😊
Saingy rehefa nande teny ny Ora sy ny fotoana Dia......
Niova iany ianao🥺
Eny e! Mety hoe ilay tsika tsy nihaona ve no nahatonga anao hanaonao fona 🥺🥺💔
Sa kousa ilay tsika norarana Dia nanjary nanao adalana😭
Fa zah taty sodoka
Tamin'ireo lokaloka efa nataonao dia rendrika avy hatrany🥺💔
Zah mba nanatena hoe hiara-hiady amin'ireo olana mandalo tsika nefa...
Zao no niafarany🥺💔
Fa eny e!!! Tsy omeko tsiny ianao🥺
Raha nisafidy ny handao 💔🥺
Manko Zah ko zanak'olona tsy manakatao ka ....
Mora taminao ny nanadino ny fisiko🥺
Nefa tsarovy fa na namitaka ahy Aza Enao Dia......
Mbola ianao fona hatramizao no tiko😘😘

✍️Aina✍️💗
N.B (Asa Soratra nampanaovina)

🥺💔Malala hitambarana💔🥺        Ato e!!🥺  Mbola tsy mety sitrana Aho hatreto fa........  Mbola mamisavisa anao ato anatin'...
09/08/2025

🥺💔Malala hitambarana💔🥺

Ato e!!🥺
Mbola tsy mety sitrana Aho hatreto fa........
Mbola mamisavisa anao ato anatin'ny antsa sy ny sento😭
Tsy mba manana namana afaka hizarana alahelo fa irery fona🥺
Dia ny penina sy ny taratasy no mba manoloana ✍️📕
Hitantarako hoe:: ""efa malalako Enao Taloha"🥺😭
Malala tsy tena izy fa sarotsarony ,,nampizaka aretimpo 💔🥺
Malala nahay nanambitamby nefa kay nandratra💔🥺
Naka maminy tamiko fotsiny izy dia efa lasa🤷
Zah mba nanatena hoe ho Loha laharana 🥰
Nefa Hay tany mbola nisy tiany noho Zah💔🥺😭
Hay tsy anah irery izy fa ""Malala hitambarana""😭💔
Natakalony fafinaretana Tao anaty Alim-pahasambarana n'y anay Dia....
Tsy maintsy hoe nifarana😭😭😭💔

✍️Aina✍️

💔😭🥺  Azafd raha nanome tsiny anao be fahatany 🥺🥺 Fa adinoko ny nanontany sy namafakafaka hoe :   Enao ve efa manambady 💔...
08/08/2025

💔😭🥺
Azafd raha nanome tsiny anao be fahatany 🥺🥺
Fa adinoko ny nanontany sy namafakafaka hoe :
Enao ve efa manambady 💔😭🥺
Manko Zah efa te hiantsampy teny antratranao no sad efa te hiantso anao Malala 😘❤️ Dia.....
Tsy mba nanadihady 😭💔
Zao zary nofinofy Ilay tsika mifapitady isan'ora isa minitra💗💗😘
Satria za mpindrana de tsy maintsy miataka rehf eo le topon-toerana Dia
Manganoano kely s'y mipitrapitra🥺🥺🥺🥺
Fa eny e !!! Tsisy neniko ireny vitantsika fa......
Ataoko hanatra ho ahy Dia hamotopo-totra tsara Aho amin'ny sisa😘😭

✍️Aina✍️

Address

Ankazobe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsan'ny nofy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category