Résidence Loharano

Résidence Loharano Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Résidence Loharano, Performance & Event Venue, IIR 105 Bis Ambohitrakely, Antananarivo.

📍Ambohitrakely ( Betongolo )

Salle de réception pour vos événements 🎉et location de voiture pour vos déplacements 🚗

Réservez par message ou appelez le 📞034 67 988 24

Nanamarika ny herinandronay ny batisa sy didipoitra tsy diso anjara koa n'y Zaza Kely.Misoatra sy mankasitra aminy fahat...
04/08/2026

Nanamarika ny herinandronay ny batisa sy didipoitra tsy diso anjara koa n'y Zaza Kely.
Misoatra sy mankasitra aminy fahatokisana.

Ity indray ary hendrasatsika ela zay a. Tongava maro e
16/07/2026

Ity indray ary hendrasatsika ela zay a.
Tongava maro e

Amin'izao nahafeno heritaona ny Résidence Loharano izao dia manome ny décoration de base gratuit ho an'izay tonga ato am...
14/07/2026

Amin'izao nahafeno heritaona ny Résidence Loharano izao dia manome ny décoration de base gratuit ho an'izay tonga ato aminay amin'ity volana Jolay sy Août ity
Mbola misy date malalaka fa tongava e.

Ny anio tsiika.Mbola misy date malalaka ny volana Jolay a. Ety ambohitrakely betongolo misy anay .
11/07/2026

Ny anio tsiika.
Mbola misy date malalaka ny volana Jolay a.

Ety ambohitrakely betongolo misy anay .

Tsara Kely.
27/06/2026

Tsara Kely.

Ny anio antsika.Mankasitraka foana e
20/06/2026

Ny anio antsika.
Mankasitraka foana e

Ato aminy Residence Loharano dia samy manao ny bikabika ny salle izay hitiivany azy ny tompony fety a.Efa manomboka ny r...
13/06/2026

Ato aminy Residence Loharano dia
samy manao ny bikabika ny salle izay hitiivany azy ny tompony fety a.
Efa manomboka ny réservation juillet a. sao tara a..
Mandray mariage isika androany.
Mankasitraka foana.

Efa vonona andray any mademoiselle kely am Communion I izahay ato amin'ny Résidence Loharano.Mankasitraka foana aminy fa...
06/06/2026

Efa vonona andray any mademoiselle kely am Communion I izahay ato amin'ny Résidence Loharano.
Mankasitraka foana aminy fahatokisana.

Salama daholo 10000 ar ny tableau afaka omena ny reny alefaso ny commande ary e.Zak fil tendu contact 0346738378
06/05/2026

Salama daholo

10000 ar ny tableau afaka omena ny reny alefaso ny commande ary e.

Zak fil tendu
contact 0346738378

Mbola manana date isika ny volana mai tongava izay mitady toerana fa ho afa-po ianareo.Aza misalasala miantso ny laharan...
27/04/2026

Mbola manana date isika ny volana mai tongava izay mitady toerana fa ho afa-po ianareo.
Aza misalasala miantso ny laharana téléphone na mandefa mp fa ahazo fahafaham-po ianareo
Sary nandrindra ny fety taminy asabotsy .
Afaka tanteraha tsara izay nofinofinareo.
Mankasitraka indridra tompoko.

Address

IIR 105 Bis Ambohitrakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Résidence Loharano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share