IFLA Iavoambony

IFLA Iavoambony Ivontoerana Fiofanana sy Lalao Anglikana
(Centre de Formation et de Loisirs Anglican)
Iavoambony - Ambohimanga Rova
Antananarivo Avaradrano
Madagascar

11/07/2026

Faly mandray ny LALAON’NY BESOPY XIX tanterahin’ny RIATA Diosesin’Antananarivo indray izahay eto amin’ny IFLA amin’ity taona 2026 ity, sady ao anatin’ny fanamarihana ny faha-20 taona nijoroan’ity toerana ity rahateo.

𝐈𝐅𝐋𝐀 2026...
21/05/2026

𝐈𝐅𝐋𝐀 2026...

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐈𝐅𝐋𝐀Ankoatran’ny fanofana ny toerana eto amin’ny IFLA Iavoambony dia afaka mandray ny fikarakarana n...
21/05/2026

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐈𝐅𝐋𝐀

Ankoatran’ny fanofana ny toerana eto amin’ny IFLA Iavoambony dia afaka mandray ny fikarakarana ny sakafo ho an’ny fivoriana ihany koa izahay.

Koa aza misalasala ary mifandray amin’ny 034 64 817 08 ahafahana mangataka fanazavana momba izany.

‼️𝐌𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐈𝐅𝐋𝐀 𝐭𝐨𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐒𝐊𝐎𝐓𝐎‼️Malalaka tsara tokoa ny toerana afaka hanatanterahina ...
16/05/2026

‼️𝐌𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐈𝐅𝐋𝐀 𝐭𝐨𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐒𝐊𝐎𝐓𝐎‼️

Malalaka tsara tokoa ny toerana afaka hanatanterahina ireo hetsika samihafa.

Aza misalasala manantona ety an-toerana na mifandray amin’ny 034 64 817 08 raha hanao famandrihana daty.

15/05/2026
‼️𝐄𝐟𝐚 3minitra (300metatra) 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐥𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐔𝐓𝐎𝐑𝐎𝐔𝐓𝐄 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐈𝐅𝐋𝐀 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲‼️Aza misalasala mifandray aminay ary...
14/05/2026

‼️𝐄𝐟𝐚 3minitra (300metatra) 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐥𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐔𝐓𝐎𝐑𝐎𝐔𝐓𝐄 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐈𝐅𝐋𝐀 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲‼️

Aza misalasala mifandray aminay ary raha toa ka mitady toerana akaiky sy malalaka ary mahafinaritra hanaovana lanonana, fivoriana, fiofanana, fitsangatsanganana sns.

𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀☎️ : 034 64 817 08

Tam-pifaliana no nandraisanay ny fiofanana « Langham Preaching » ny herinandro lasa teo. 👉Misokatra hatrany ny IFLA Iavo...
14/05/2026

Tam-pifaliana no nandraisanay ny fiofanana « Langham Preaching » ny herinandro lasa teo.

👉Misokatra hatrany ny IFLA Iavoambony amin’izay rehetra mikasa hanantanteraka lanonana, fivoriana, fiofanana na fitsangatsanganana.

👉Koa aza misalasala mifandray amin’ny ☎️ 034 64 817 08 ahafahanao mahazo ny fanazavana samihafa.

Address

Iavoambony
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IFLA Iavoambony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share