21/05/2025
Indray Alahady dia nisy lehilahy Iray nanao sangy mba hijery hoe hatraiza marina ny Finoan'ireto mpino tao @ Fiangonana iray. Ary na ny Pasitora aza dia tsy nahafantatra akory hoe inona no hiseho.
Nianika ary niafina mialoha ny fotoam-pivavahana tao @ tilikambo ary ity lehilahy.
Raha nanomboka nanao ny vavaka farany mialohan'ny fiafaran'ny fotoam-pivavahana tamin'ny hoe "Andriamanitra ô!" ny Pasitora. Tampoka teo, nahare izy namaly hoe : "AHOANA?"
Niandrandra ambony sady talanjona ilay Pastora no sady namerina indray hoe: "Andriamanitra ô!"
Nihamafy anefa ilay feo avy any ambony namaly hoe: "AHOANA?"
Namerina nangataka ampangovitana ilay Pasitora hoe: "Andriamanitra ô!"
Ary dia namaly tamin'ny feo mahery ilay feo avy any ambony hoe : "Ahoana hoaho? Iny ary aho izay fa tamy!"
Toa ny tsy teo! Nihazakazaka nitsoaka avy tao ampiangonana toy ny tselatra ilay Pasitora! Nikiakiaka mafy sady nanaraka azy ireto mpino!
Ilay ranamana tao @ tilikambo kosa tetsy andaniny lanaky ny hehy nijery ireto mpino sy Pasitora nanavotra aina nivoaka ny Fiangonana!
Manala azy fotsiny 😅
-----X-----
One Sunday, a man decided to test the faith of people in church. Even the priest had no idea what was coming.
Before the service, the man climbed up into the bell tower and hid.
At the end of the service, the priest began the final prayer and said:"Dear God!"
Suddenly, a voice from above answered:"What?"
The priest looked up, confused:"Dear God??"
The voice shouted louder:"WHAT?!"
Now shaking, the priest asked again:"Dear God?"
Then the voice replied loudly:"What did I say? I’m coming down now."
That was it! The priest ran out of the church like lightning! The believers screamed and followed him.
Meanwhile, the man in the bell tower was crying with laughter.
Just for fun 😅