03/09/2026
🇲🇬 Andao anandratra avo ny antsika Malagasy miaraka amin'ny 🇲🇬
✨ Tsy dia maro intsony ny toerana malalaka ho an’ireo izay maniry handray anjara amin’ny Ny Antsika Malagasy andiany faha-4!
Mbola fotoana izao hanehoanao amin’ny maro ny vokatrao, ny talentanao ary ny fahaiza-manaonao. 💛🇲🇬
🎁 Ary mbola misy fihenam-bidy manokana ho an’ireo izay manao famandrihana amin’ity herinandro ity!
📅 09, 10 ary 11 Septambra 2026
📍 Jardin Antaninarenina
Aza tara fa vitsy sisa ny toerana! 🔥
📞 Famandrihana: 038 23 996 47