Love to SHOP

Love to SHOP 🌺❤️‍🩹car tu es devenue précieux à mes yeux,tu as été honoré,et Je t'aime❤️‍🩹🌺

24/04/2026

❤️

17/04/2026

Aza mamaly ratsy olona izany fa avelao fotsiny izy ho eny😊
Ny atao rehetra anie misy valiny avokoa na tsara na ratsy e
Ka ahoana?vita sa tsy vita

Dia izao mihitsy anie ilay fiainana amin'izao e!Andao hiasa fa tsy hanantena ho tolorana foana kosa e🙏❤️Nomen'Andriamani...
25/03/2026

Dia izao mihitsy anie ilay fiainana amin'izao e!Andao hiasa fa tsy hanantena ho tolorana foana kosa e🙏❤️Nomen'Andriamanitra saina isika afaka mikarokaroka sy misaina izay tokony hatao
Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy. — II Tesaloniana 3 : 10b
Mirary tontolo andro feno fahombiazana ho antsika rehetra🥰💚

Tsy fireharehana ny fanampiana olona,ary tsy tokony asehoseho mihitsy hoe ianao nanampy olona sahirana,ny tokony hirehar...
24/03/2026

Tsy fireharehana ny fanampiana olona,ary tsy tokony asehoseho mihitsy hoe ianao nanampy olona sahirana,ny tokony hireharehanao dia ny fisian'Andriamanitra eo amin'ny fiainanao ka nahatonga anao eo amin'io toerana io hoe afaka manampy ny hafa🥰
Ilay nanome vola sy harena ho anao no tokony hireharehanao fa tsy ilay ianao manampy olona...matetika isika rehefa manampy olona dia mitady laza,mitady sitraka amin'olona,miandry ho deraina hoe mahavita!Izay no mahatonga antsika ilay makamaka sary ho hitan'olona,manao live ho hitan'olona sns....rehefa hoe handeha hanao asa soa
Tadidio fa rehefa manampy olona isika ka manao asa soa?Dia ataovy Andriamanitra irery ihany no mahafantatra izany.Aza resahana amin'olona akory hoe izaho anie ka nanampy an'i rakoto iny e,za no nividy an'iny zavatr'i Rabe iny,ry soa tsisy sakafo de nomeko sns...Ataovy entre anao sy Jesosy ny asa soa ataonao amin'olona fa aza atao publicité.Hoy ny Tompo amintsika hoe:
Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon'ny tananao ankavanana, mba hatao ao amin'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao. — Matio 6 : 3 - 4

23/03/2026

Tsara ilay conseil❤️

23/03/2026

Mianarà miarina aingana rehefa maratra fa aza variana mijery ela ilay tany nahalavoana sy mijanona eo🥰💚Rehefa tafarina dia mandrosoà avy hatrany ,ka aza manaiky raha tsy tonga eny amin'ny tanjonao✊vitanao io fa alefa💪❤️

💪✊
23/03/2026

💪✊

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Love to SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share