AsaSoa.mg

AsaSoa.mg Artisanat solidaire: chaque création raconte une histoire de courage, de talent et d’espoir. Contact:0344508649

AsaSoa= Asa tsara sy voakajy
MahaSoa ny miasa
Tsara ny manaSoa ny hafa
Mifanolo tanana mba hamokatra Asa tsara sy manome voninahitra an Atra.

🎉 FOIRE 🎉✨ Faly izahay manambara fa handray  anjara voalohany amin’ny Foire Back To School izahay.📍 Toerana: Water Front...
26/08/2025

🎉 FOIRE 🎉

✨ Faly izahay manambara fa handray anjara voalohany amin’ny Foire Back To School izahay.

📍 Toerana: Water Front Ambodivona
📅 Daty: 28, 29, 30 Aogositra 2025
🎉Hitanao ny asa tanana vita amin'ny pelote sy ny zaitra amin'ny vidiny promotion.
Tongava mitsidika ary e... 💛.

Tena tsara izany! Ity misy version teny mifangaro français-malagasy ho an’ilay publication de vente, izay mitazona ny ma...
08/08/2025

Tena tsara izany! Ity misy version teny mifangaro français-malagasy ho an’ilay publication de vente, izay mitazona ny maha-maoderina azy nefa mbola manaja ny fiteny sy fomba Malagasy:

---

🧣 Cardigan mafana & stylé – Vita amin’ny kofehy tsara kalitao

Mitady akanjo hiver confortable sy élégant ve ianao? Ity cardigan ity no mety aminao

✨ Caractéristiques
- 🎨 Couleur: Izay tianao
- 🧵 Matière: Kofehy mafana, doux et résistant
- 👘 Style: Sisiny fotsy, tanany manampy endrika, miaro hafanana

🌿 Parfait pour les sorties, les rencontres entre amis, ou les moments cosy à la maison.

📏 Afaka manao ny taille rehetra
💰 Prix: mora hatrany
🚚 Livraison partout à Madagascar!

📩 Raha liana dia afaka manao commande amin'ny mp na antsoy izahay amin'ny 0344508649

🎉🎉Atelier asasoa🎉🎉Mandray ny asa rehetra momba ny zaitra. Ho anao izay mitady mpanao tablier amin'izao fiomanana amin'ny...
04/08/2025

🎉🎉Atelier asasoa🎉🎉
Mandray ny asa rehetra momba ny zaitra. Ho anao izay mitady mpanao tablier amin'izao fiomanana amin'ny fidirana izao...Faly mandray anao izahay.
Asa tena tsara kalitao amin'ny vidiny mora hatrany.
...............Asasoa............mifanasoa..........Asavoakaly..........Mahasoa ny miasa..........

23/07/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rebecka Randrianirina, Ni Andrianina, Isà Ramandasoa, Petit Rose

🎒✨  Sac au dos pour petite fille pour la rentrée – Vita tanana Malagasy 100% ary vita tsara ny finition 💸 A PARTIR DE : ...
21/07/2025

🎒✨ Sac au dos pour petite fille pour la rentrée – Vita tanana Malagasy 100% ary vita tsara ny finition
💸 A PARTIR DE : 35.000 Ar seulement...tena mora an
📦 Livraison dans tout Madagascar à partir de 3000Ar (Raha Tana ville)
📲 WhatsApp/Appel: 0344508649

📢 Afaka mandray commande izay tianao😁

Châle Crochet miisy paosy mahafatifaty sady mafanaMampiavaka azy: 💫 Misy paosy: mora hitazonana tanana sy hitehirizana z...
18/07/2025

Châle Crochet miisy paosy mahafatifaty sady mafana
Mampiavaka azy:
💫 Misy paosy: mora hitazonana tanana sy hitehirizana zavatra: téléphone, mouchoir, gloss...
💫 Azo atao cache nez koa anefa
💫 Mety tsara na ho an'ny ankizy na maman

🛍️ Mandray commande izay tianao izahay amin’ny vidiny mirary hatrany!!

Portefeuille vita @ crochet - na pochette vita  Mety amin' ny fandaminana vola na carte bancaire na CIN.... Mandray comm...
15/07/2025

Portefeuille vita @ crochet - na pochette vita
Mety amin' ny fandaminana vola na carte bancaire na CIN....
Mandray commande selon : votre Couleur et taille et aussi votre style!

👋🏽 Vaovao tsara be   Atelier AsaSoa.mgEfa mandray  commande rehetra momba ny zaitra izahay na en gros na détaillant toy ...
09/07/2025

👋🏽 Vaovao tsara be
Atelier AsaSoa.mg
Efa mandray commande rehetra momba ny zaitra izahay na en gros na détaillant toy ny: tablier, lamba latabatra, robe...
*Azo personnalisé
*Azo asiana Broderie
*Vidiny mora hatrany
Araka ilay tianao mihitsy
ny asa tanana Malagasy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AsaSoa.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share