03/03/2026
Salama ohh 🥰
nohon'ny Antony izay tsy azo anoharana dia mihato Kely aloha ny fandraisana commande fa lazainay aminareo eto ihany rehefa misy arrivage indray🤗
noho izany izay commande noraisina Androany dia annulena daholo fa tena ialana tsiny indrindra tompoko 😥
Manantena hatrany ny fiarahamiasantsika dia mankasitraka an'ireo izay efa nanjifa❤️