Voronkely

Voronkely Voyages culturelles, histoires vécues et partage Mes passions que j'aime parler et partager avec ceux qui ont la même sensibilité!

Aussi, quelques idées par ici… des touches d'inspiration par là...Bref, un peu de tout mais toujours avec l'Âme
Voronkely

Iza ary aho?Ianao ve mahafantatra tsara ny momba anao?Efa nandini-tena namakafaka hoe avy aiza ary ho aiza ary aho?
06/06/2026

Iza ary aho?
Ianao ve mahafantatra tsara ny momba anao?
Efa nandini-tena namakafaka hoe avy aiza ary ho aiza ary aho?

Maro karazana ny anarana omen' ny ray amandreny ny zanaka manatantara sy zava-dehibe aminy.Anisany ohatra ny Rakototiara...
01/06/2026

Maro karazana ny anarana omen' ny ray amandreny ny zanaka manatantara sy zava-dehibe aminy.

Anisany ohatra ny Rakototiaray, azo adika hoe tia ray i Rakoto na tia mandrairay.

Misy ny manahaka ny toetra, toy ny hoe i Mahay, dia olona kinga sy matsilo saina.

I Velona sy Masy natambatra nahazoana ny Velomasy, midika ho masina sy ho ela velona. sns....

31/05/2026
Tantara tena nisy, niainana no ampita eto, entina hanasitranana ny ratra, hizarana ny mamy sy ny mangidy.Zaraina ampitia...
30/05/2026

Tantara tena nisy, niainana no ampita eto, entina hanasitranana ny ratra, hizarana ny mamy sy ny mangidy.

Zaraina ampitiavana, natao hakana lesona, hanovana famindra, hanovoana fahendrena indray.

Isaorana ny mpizara.

Taorinan' ny fidinan' ny fanahy masina, mbola mitoetra ny hovitra mitondra amin' ny fahatsiarovan-tena ambony kokoa...Ra...
26/05/2026

Taorinan' ny fidinan' ny fanahy masina, mbola mitoetra ny hovitra mitondra amin' ny fahatsiarovan-tena ambony kokoa...

Raiso ampahatoniana izany, milamina, miala amin' ireo hovitra ambany tsy mahasoa toy ny rari-tsaina, ny siaka, ny tahotra sns.

Fiainana ambanivohitraFiaina tsotra lavitry ny kotabaAmbanivohitry Manandriana
01/04/2025

Fiainana ambanivohitra
Fiaina tsotra lavitry ny kotaba

Ambanivohitry Manandriana

Hasina mijoalajoalaIzao izany ve ilay manankasina 🙂
26/03/2025

Hasina mijoalajoala
Izao izany ve ilay manankasina 🙂

Raitra ny tontolo Andro 💐🌻🌈
14/03/2025

Raitra ny tontolo Andro 💐🌻🌈

Eny akaikin' Anjomoka Mahitsy eny
04/03/2025

Eny akaikin' Anjomoka Mahitsy eny

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share