G'Old Music Orchestra

G'Old Music Orchestra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from G'Old Music Orchestra, Orchestra, Antananarivo.

Mangatsika izao ny andro 🥶 fa ity misy hira mety hanafana ny tontolo andronao 🎷✨Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an...
11/07/2025

Mangatsika izao ny andro 🥶 fa ity misy hira mety hanafana ny tontolo andronao 🎷✨

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 💗🥰
🪶‎ " G'Old Music Orchestra - Le passé à fleur de voix "

Contact :
☎️ 038 95 085 21
☎️ 034 58 122 26

Eo ary mba samy milaza ny hira fihainony matetika indray eh 🥰🎵 Zay - Nolalovanao 🥰
09/07/2025

Eo ary mba samy milaza ny hira fihainony matetika indray eh 🥰
🎵 Zay - Nolalovanao 🥰

08/07/2025

Kalokalo kely noentinay hamenoana tsiky ny tontolo andronao anio 🎷🤗
Mirary soa ho antsika rehetra 🥰✨

Contact :
☎️ 038 95 085 21
☎️ 034 58 122 26

🪶‎ " G'Old Music Orchestra - Le passé à fleur de voix "🥰Contact et WhatsApp : ☎️ 038 95 085 21☎️ 034 58 122 26
06/07/2025

🪶‎ " G'Old Music Orchestra - Le passé à fleur de voix "🥰

Contact et WhatsApp :
☎️ 038 95 085 21
☎️ 034 58 122 26

03/07/2025

Tratra hariva oh 🥰
Un petit extrait 🪗

Contact et WhatsApp :
☎️ 038 92 085 21
☎️ 034 58 122 26

📻 Et si l'on sublimait votre événement avec des chansons qui ont marquées autrefois ?☎️‎ Contactez-nous, nous serons rav...
02/07/2025

📻 Et si l'on sublimait votre événement avec des chansons qui ont marquées autrefois ?

☎️‎ Contactez-nous, nous serons ravis de pouvoir contribuer à la réalisation parfaite du plus beau jour de votre vie.🎷

📻 Tsaroanareo ve ireo kalokalo fahiny izay tsy afaka ambavan-tsika hatramin'izay ka hatramin'izao ? 🥰

‎✨ Ireny no ho kaloinay, hitondranay anareo hitety ny fotoana sy hahatsiarovanareo indray ny fahiny 💫

Koa aza misalasala ary mifampiresaka aminay amin'izay mety ho fiaraha-miasa rehetra fa vonona andray anao izahay. 🥰

‎Mandrampihaona vetivety ary Tompoko! 😇

Contact :
☎️ 038 95 085 21
☎️ 034 58 122 26

🪶‎ " G'Old Music Orchestra - Le passé à fleur de voix "

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G'Old Music Orchestra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category