Nemevri

Nemevri Le cinéma expliqué simplement. Infos, critiques et récits qui donnent envie de voir (ou revoir) les films autrement. 🎬

22/05/2026

Lava lava ny Weekend 😁

Aleo ianao proposer-nay film d'animation afaka jerena en famille 🙂👇

Misy resaka oscar kely ilay izy ka ity ny rohy mahakasika izay : https://web.facebook.com/share/v/17UNXKdrrC/

24/04/2026

📽️ Ndao' hijery film fa tonga ny weekend eh ! 📽️

Sady tonga dia action miaraka amin'ilay acteur tinareo 😌

28/02/2026

🤩 Misy coup de coeur sahady vao manomboka ny taona 🤩

Ary ny anao inona no film tinao sahady tamin'ity 2026 ity ? 🤔

Raha mbola tsy nahita ilay top 5 2025 anay aloha dia ity ny lien eh : https://web.facebook.com/share/v/18REoFRehR/

22/02/2026

Izany ary ny Top 2025 eh ! 😁

Dia mba samy manoratra ny top 5 na 3 na 10 ;p ao anaty commentaire ihany ko ary an 😌

🔗 Ity ny lien an'ilay film ao anaty top nefa efa noresahany lava lava : https://web.facebook.com/share/v/1CGXUiZQ9o/

Enga anie mbola hilay lavitra koa ny 2026 😇🎬

14/02/2026

St Valentin kosa ve dia tsy hijery film 🎬

Ka ireto ary Film telo indray no proposer-nay 😁 misy efa hitanareo ve ?

Dia aza adinoina ny manome suggestion anay ao amin'ny commentaire ihany koa an ! 👇

18/01/2026

Tratry ny taona aloha e! ✨🥳

Nanao ahoana ny 2025 anareo dia inona ny tanjona amin'ity 2026 ity? 🎯🚀 😂

🍿🎬 Ireto misy "films" 3 mety mifanaraka tsara amin'ny "mood" voalohan-taona e! 😂

Mba omeo ny "suggestions" anareo koa ao anaty commentaire. 👇💬

24/12/2025

🎅 Efa misy film ho jerena ve amin'ny Noely ? 🎅

Raha TSIA dia ireto voalaza ato ireto mba jereo ihany sao mety eh ! :D
Raha ENY dia mba teneno anay ao amin'ny commentaire izay ho jerenao eh ! 👇

23/11/2025

🧪 Frankenstein (2025) 🧟‍♂

Anisan'ny film tsara indrindra tamin'ity 2025 kosa eh ? 🤩

Sa mbola tsy nahita ve ianao ? 🤔 Jereo ary ity vidéo ity dia avy eo jereo ilay film fa tsara io ! 👌

16/11/2025

🎬 Efa nahita Sinners amin'izay ve?🤔

Raha tsia ❌ dia mba asio maso kely ity vidéo ity sao mba resilahatra hijery amin'izay. 😉
Raha eny ✅ dia ndao mba resahina ny message tin'iny film iny lazaina eh. 💬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nemevri posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category