14/08/2026
ππ₯ MIZOTRA TSARA NY ALIMBAVAKY NY MARITIORA! π₯π
π Efa tafavory isika, efa niara-nivavaka sy niara-nianatra, ary izao fotoana izao dia efa miara-misakafo am-pifaliana. π½οΈβ€οΈ
β¨ Mbola tsy tapitra anefa ny alina!
β³ Mbola hitohy ny fandaharam-potoana miaraka aminβireo fotoana maro voaomana:
π Rojom-bavaka
π Fampianarana
πͺ Asa sy fampaherezana
π€ Fiombonana sy fifampizarana
π₯ Mbola lava ny alina, fa mbola betsaka ny zavatra hozaraina sy iainana!
Aoka isika hanohy hatrany aminβny finoana, faharetana ary fo vonona hanompo. β€οΈβοΈ
ALIMBAVAKY NY MARITIORA β Alina iray, finoana iray, tanjona iray! ππ₯
πΈ Rodrigo Nandrasana Renaldo πΈ