06/06/2025
Andao hiaraka hanandratra ny KABARY, miaraka amin'ny VATOSOA
Misokatra ny fisoratana anarana. Hianarana :
- kabary ankafaliana,
- kabary ankaratsiana
- fanentanana lanonana.
Faharetany : 07volana.
Fifandraisana: 034 17 955 26.
"Aza manao toy ny fanaovan-jiro lava tongotra ka maizina eo ampototry ny mazava."