C.A.K

C.A.K 🥋🥇CLUB ACADEMY KARATÉ DO🥋🥊

École de Karaté Shotokan à Anosivavaka Ambohimanarina

Créativité – Victoire – Sagesse

Entraînement : Mercredi & Dimanche à 15h

03/08/2026

Extrait de l'entraînement du dimanche 02/08/2026 ❤️🥋


C.A.K

🥋 La discipline commence par le respect 🥋 🥊 Chaque entraînement débute par le salut, symbole d'humilité, de respect et d...
30/07/2026

🥋 La discipline commence par le respect 🥋

🥊 Chaque entraînement débute par le salut, symbole d'humilité, de respect et de concentration 🥊

📍 Anosivavaka Ambohimanarina
📅 Mercredi & Dimanche
🕒 15h00

👉 Rejoignez-nous et développez votre force, votre confiance et votre discipline.

C.A.K. – Créativité • Victoire • Sagesse

🥋 "Ny fahaiza-manao dia vokatry ny fanazaran-tena sy ny faharetana"🥋 🥊 Fanazaran-tena manokana ho an’ireo ankizy gradés ...
26/07/2026

🥋 "Ny fahaiza-manao dia vokatry ny fanazaran-tena sy ny faharetana"🥋

🥊 Fanazaran-tena manokana ho an’ireo ankizy gradés ao CLUB-ACADEMY KARATEDO notarihin'i Aristide, mpanorina ny klioba, teny Antsahabe anio Alahady 26 jolay 2026.

🕕 Fotoana iray nanamafisana ny teknika, ny fifehezan-tena ary ny soatoavina fototry ny karaté: fanajana, faharetana ary finiavana handroso.

👏 Mankasitraka sy miarahaba ireo ankizy rehetra noho ny fahazotoany sy ny ezaka nataony. Tohizo ny hezaka natomboka

🥋OSU🥋

🥋Club Academy Karate-do

🥋 TSIAHY AN-TSARY | 22 Febroary 2026 📸Andao hiaraka hamerina hijery ireo fotoana nahafinaritra nandritra ny fitsangatsan...
08/07/2026

🥋 TSIAHY AN-TSARY | 22 Febroary 2026 📸

Andao hiaraka hamerina hijery ireo fotoana nahafinaritra nandritra ny fitsangatsanganana tany amin'ny Les Chalets SOAVINIMERINA

Ny fiofanana teny an-kalamanjana, ny fiarahana tamin'ny ray aman-dreny ary ny fifampizarana, dia naneho ny firaisankinan'ny Club Academy Karaté Dō (CAK)

Misaotra anareo rehetra nandray anjara sy nanohana.
Eny amin'ny dojo indray mihaona! 🥊🏆

🥋 CAK – Famoronana • Fandresena • Fahendrena
📅 Fiofanana: isaky ny Alarobia sy Alahady amin'ny 3 ora tolakandro.

Address

Anosivavaka Ambohimanarina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C.A.K posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share