POETA I.MA.SO

POETA I.MA.SO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from POETA I.MA.SO, Poet, Jhjhnl, Mahitsy.

Ny tena hoe POETADia mahazaka lazon'ady amin-javatra rehetraNa dia ametrahana fepetraTsy maintsy tafatoetraIzany ilay PO...
06/07/2026

Ny tena hoe POETA
Dia mahazaka lazon'ady amin-javatra rehetra
Na dia ametrahana fepetra
Tsy maintsy tafatoetra
Izany ilay POETA...

RANOSI
06/07/26._. 00h 38
Ranosi MC - Animateur🇲🇬POETA I.MA.SO🇲🇬

"Aleo vandana IMASO toy izay vandana ivoho"POETA I.MA.SO🇲🇬🇲🇬🇲🇬Ranosi MC - AnimateurTsiory KaloRealy RnNjati Nafa Takiper...
08/06/2026

"Aleo vandana IMASO toy izay vandana ivoho"
POETA I.MA.SO🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ranosi MC - Animateur
Tsiory Kalo
Realy Rn
Njati Nafa Takipery
Dannie Raherijaona
Zah Ihany
Antso Clarisse
🇲🇬🇲🇬Tia tanindrazana🇲🇬🇲🇬

"Aleo vandana IMASO toy izay vandana ivoho"AMPITENENO NY SARY....INONA NO NISEHO?
04/04/2026

"Aleo vandana IMASO toy izay vandana ivoho"

AMPITENENO NY SARY....

INONA NO NISEHO?

FANOKAFANA NY FANKALAZANA NY FAHA 1 TAONAPOETA IMASO "Aleo vandana IMASO, toy izay vandana ivoho"🌲🌳🌲MAHAZAZA LALAN'NY AT...
29/03/2026

FANOKAFANA NY FANKALAZANA NY FAHA 1 TAONA
POETA IMASO
"Aleo vandana IMASO, toy izay vandana ivoho"

🌲🌳🌲MAHAZAZA LALAN'NY ATODY
🔥🔥SABOTSY 04 APRILY 2026

NB: Fiaingana : 9ora maraina eo amin'ny arrêt Bajaj Bemandomba

Samia manao fanamiana maha POETA IMASO 🙏🙏

Fanazavana fanampiny : MP Ranosi MC - Animateur
Sy Zah Ihany🙏

Samia ho tratra ny SABOTSY MARAINA daholo!!!

11/03/2026

Avec Dilo Rakotomanga Officiel – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 9 mois d’affilée. 🎉

11/03/2026

Avec Fetra Fetraniaina – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 9 mois d’affilée. 🎉

11/03/2026

Avec Zah Ihany – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 11 mois d’affilée. 🎉

💗💗ZARA FITIA 💗💗  I.MA.SO  NB : ampiteneno ny Sary...Zah IhanyTsiory KaloRanosi MC - AnimateurDannie RaherijaonaRealy RnN...
16/02/2026

💗💗ZARA FITIA 💗💗
I.MA.SO



NB : ampiteneno ny Sary...

Zah Ihany
Tsiory Kalo
Ranosi MC - Animateur
Dannie Raherijaona
Realy Rn
Njati Nafa Takipery
Antso Clarisse


Romartin Fleche



"Aleo vandana IMASO toy izay vandana ivoho"

Tontosa soamantsara ny hetsika ZARA FITIA Saison 1 2026Natao ny ALAHADY 15 FEBROARY 2026tao amin'ny TRANOMPOKONOLONA MAH...
16/02/2026

Tontosa soamantsara ny hetsika ZARA FITIA Saison 1 2026

Natao ny ALAHADY 15 FEBROARY 2026
tao amin'ny TRANOMPOKONOLONA MAHITSY

Misaotra ANTSIKA rehetra POETA I.MA.SO
Ny Fikambanana
Ry zareo ANDALANA...sns

"Aleo vandana IMASO toy izay vandana ivoho"

SAINT VALENTIN 2026 MIAVAKA BE!💗💗ZARA FITIA💗💗Hetsika iarahana aminPOETA I.MA.SOA.SO izay miavaka kely satria Antsa tonon...
31/01/2026

SAINT VALENTIN 2026 MIAVAKA BE!
💗💗ZARA FITIA💗💗
Hetsika iarahana aminPOETA I.MA.SOA.SO izay miavaka kely satria Antsa tononkalo ravahana hira sy soradihy mitory FITIAVANA - SLAM POEZIA !!!

🎯ALAHADY 15 FEBROARY 2026
⏰ @ 2 ora TOLAKANDRO
📍📍 TRANOMPOKONOLONA MAHITSY

💌 RESERVATION : 5 000Ar
💎 VIP : 10.000Ar (ho an'ny mpifankatia : "Couple" )
🎿 TICKET SIMPLE : 2.000Ar

➡ FIFANDRAISANA
034 28Ranosi MC - Animateur Animateur
034 96Zah Ihany Zah Ihany
038 17Tsiory Kalosiory Kalo
"Aleo vandana IMASO, toy izay vandana ivoho."

SPECIAL SAINT VALENTIN ETO MAHITSY - TONGA ILAY NANDRASANA 🙏🙏🙏

Address

Jhjhnl
Mahitsy
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when POETA I.MA.SO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category