Chrome Custom

Chrome Custom Customisation grâce à la peinture en chrome

28/03/2026

Ny "Détail" no maha Chrome Custom anay! 💀

Tena niova tanteraka ity Cygnus ity: (full candy) loko mena raitra sy kanto, miampy an'io "Artistic Painting" (christal effet) volamena eo amin'ny lohany sy ny garde-boue io. 🎨⚡
Inona ny hevitrareo? "Avant" sa "Après" no tena mahafinaritra anao? Lazao anay ao amin'ny "Commentaire" ary! 👇
Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisana hatrany!

📩Raha misy fanontaniana na hanao commande:
📥 Manasa anareo hiditra MP na miantso ny laharana: 034 40 453 78/ 033 41 399 93

Mankasitraka tompoko!

24/03/2026

Coucou daholo! 👋

​Mankasitraka foana anareo izay mahatoky ny asa vita.

Elaela tsy hita fa somary sahirana sy mikaroka zava-baovao.

​Vokatra vaovao indray: Peinture Caméléon "Multi-tons".
Jereo tsara ny sary sy video... tsy misy "filtre" fa ny hatsaran'ny loko fotsiny! 💎

Jereo hatramin'ny farany ny video fa misy karazany maro ny loko azonao isafidianana!"

​Raha misy fanontaniana na hanao commande:
📥 Manasa anareo hiditra MP na miantso ny laharana: 034 40 453 78/ 033 41 399 93

​Mankasitraka tompoko!

04/07/2025

Salut tout le monde euh.
Ity Ary Ilay résultat Raha atao vidéo euh.
Alefa miandalana eo iany ny sary misimisy.
Full chrome / candy purple/ candy blue/ doré

Salut tout le monde euhElaela tsy hita fa nikarakara euh.Aza miala alavitra fa hisy projet maromaro avokako manomboka ra...
03/07/2025

Salut tout le monde euh
Elaela tsy hita fa nikarakara euh.
Aza miala alavitra fa hisy projet maromaro avokako manomboka rahampitso.
Ity izao santionan'ny projet hivoaka rahampitso ny résultat final.
Misy mahafantatra vé Ilay lokony 👀?

Coucou tout le monde euh...Mankasitraka foana anireo izay mahatoky.Vokatra vaovao no atolotra anareo.Chrome gold black/ ...
06/05/2025

Coucou tout le monde euh...
Mankasitraka foana anireo izay mahatoky.
Vokatra vaovao no atolotra anareo.
Chrome gold black/ noir mat indray n'y thème teto.
Raha misy fanontaniana na anao commande Dia mananasa anareo iditra mp avy otrany na miantso ni laharana 0344045378.
Mankasitraka tompoko

Bonjour tout le mondeELA ELA tsy hita izay fa nikarakara vokatra.Mankasitraka foana anireo izay mahatoky.Vokatra vaovao ...
30/04/2025

Bonjour tout le monde
ELA ELA tsy hita izay fa nikarakara vokatra.
Mankasitraka foana anireo izay mahatoky.
Vokatra vaovao chrome doré.
Raha mahaliana dia aza misalasala miditra mp na WhatsApp na miantso mivantana 0344045378

Salanitra euh...Mankasitraka @ fahatokisana tompokoModèle uniqueCommande spéciale      Raha misy fanontaniana, na fanaza...
03/04/2025

Salanitra euh...

Mankasitraka @ fahatokisana tompoko
Modèle unique
Commande spéciale


Raha misy fanontaniana, na fanazavana misymisy na commande Dia afaka mandefa mp ,na WhatsApp miantso mivantana @ 0344045378

19/03/2025
19/03/2025

Mamiratra anie oa ny fiainana rehefa jerena amin'ny fitaratra euh...
Aza misalasala mametraka fanontanina @ mp ,
Na miantso direct 0344045378
chrome
Chrome Custom

16/03/2025

Salama daholo oh
Ity Ary Ilay vokatra nomanina ho anareo .
Somary elaela kely satry sarotsarotra Ilay fanomanana .
Manasa anareo Ary ijery Ilay vidéo🙂

Efa mamarana fa ho avy tsy ho ela
26/02/2025

Efa mamarana fa ho avy tsy ho ela

Address

Ambohitrakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chrome Custom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category