RL Prod - Rason&Lanto Production

RL Prod - Rason&Lanto Production 🔹 RL Prod – Créateurs d’émotions live

Depuis notre création, nous donnons vie à des événements uniques.

Nous ne sommes pas seulement organisateurs de spectacles : nous sommes des passionnés de scène, des architectes d’ambiance, des faiseurs de souvenir

29/05/2026

Ny Lundi de pentekotenay...
Ianao ve tao tamin'io? Samia mamaly amin'ny commentaire anie!!!
J'aimeo ny page fa misy sary maromaro alefa eo!

Tsy lany hamamiana ny fisaorana tompokolahy sy tompokovavy ka dia ho atao bangotokana ny fankasitrahana anareo zay tonga...
26/05/2026

Tsy lany hamamiana ny fisaorana tompokolahy sy tompokovavy ka dia ho atao bangotokana ny fankasitrahana anareo zay tonga nanafana ny lagnonana tamin'ireto seho 3 nataon i RL Prod Rason Lanto ireto:
-Vita soa ny show case MADMAX natao tao @ Espace de l'Arène t@ alin'ny asabotsy 23/05 ary ankasitrahana foana ny zava nisy😉.Ndao fa mbola maro ireo cabaret hatolotrin'ny RL Prod - Rason&Lanto Production ho anareo🤗Manetsa be mbola ho avy eh!✊
-Nafana ny Revy Mahaleo Taranaka "Ambiance feu de camp sur une terrasse à belle vue".
Sambany tao Ampefy iny fa tena afapo izahay mpikarakara ary ianareo tonga maro be ihanykoa tsampanay fa tsy diso fanantenana😍. Zava baovao no nanolotra ho anareo. Misaotra manokana an'i Rtoa Ben'ny Tanàna Ampefy tonga tsy nampozina🤗.Enga anie hifanasoa isika amin io toerana vaovao hisy anay io🥰
-Nilamina tsara antsakany sy andavany ny "Lundi de Pentecôte Bomba be" tao amin'ny kianjan'ny savika. Faly izahay mpikarakara mahatsapa ny zavatra andrasanareo mpakafy satria dia tonga maro ianareo🤩

Sombiny ara-tsary, feno hipoka ny Kianjan'ny Savika! Mankasitraka anareo mpankafy rehetra...
Misaotra manokana ny groupe sy ary nanafana ny lanonana! Isaorana ihany koa ny STAR nanohana hatrany.
J'aimeo ary araho tsy tapaka ny pejy fa ho avy ny sary manaraka! asiantsika ambiance public amin'izay izy amin'ny manaraka.

Maro ny hetsika nisy fa mbola hafa iany tokoa ny ambiance ao @ kianjan'ny savika eh!😉🤜🤛:
- Mpanakanto nanome ny tsara
- Ny savika nafana sady vita am-pilaminana
- Ny sécurité nilamina be
Mankasitraka re tompoko oh!!🫶

24/05/2026

Rampitso ary ny fotoana e!
ARNAAH sy RIM-KA ao amin'ny Kianja Savika
Lundi de Pentecôte 25 mai. bomba be io an.
Tongava maro ooo!
Hanenina izay tsy tonga an...
RL Prod mbola tsy nandiso fanantenana anao!
Parking gardé, ambiance assurée

18/05/2026

Sabotsy 23 mai 2026 miaraka amin'i MAHALEO TARANAKA, ao amin'ny Andranomadio Ampefy (lalana Ilôt de la vierge) manomboka amin'ny 5ora hariva.
Aiza ko isika mponin' Itasy sy ireo mpivahiny rehetra fa ity koa misy seho hafa kely mafinaritra atolotr' i RL Prod Rason Lanto
vaovao b
mora hita
malalaka tsara
tsara tazana
Ambiance harivariva 🤩🤩
Vonjivonjeo ny tapakila fa voafetra

15/05/2026

Sabotsy 23 mai 2026 miaraka amin'i MADMAX, ao amin'ny Restaurant de l'Arène amin'ny 9h alina.
Ao ary ehh!!😉😉
Aza diso programme fa ny ato efa masaka ahh!!🤩🤩
Safidio Zay mety aminao fa ny RL Prod Rason Lanto mbola tsy nadiso fanatenana✊


Fa tsy hatao diso anjara koa isika rehetra mponin' Ampefy sy ny manodidina fa indrindra isika hivahiny any amin'ny week ...
30/04/2026

Fa tsy hatao diso anjara koa isika rehetra mponin' Ampefy sy ny manodidina fa indrindra isika hivahiny any amin'ny week end Pentecôte 2026 ity satria dia ambiance hafa kely no atolotr'i RL Prod Rason Lanto ho antsika ny Sabotsy 23 mey 2026 manomboka @ 5ora hariva.

🤩🤩 AMBIANCE FEU DE CAMP SUR UNE TERASSE A BELLE VUE🤩🤩 hafanan''i MAHALEO TARANAKA👌
Tongava maro fa ho afa-po enao.
Ny tsakitsaky isan-karazany sy zava-pisotro maro no ho ita eo an-toerana.
PAF 50.000ar
Fanazavana fanampiny: 0388444775/0332826025

Akon'ny Revy mafana - Lundi de Pâques niarahana tamin'ny Barinjaka sy Gelah Top tao amin'ny Kianja Savika Ambositra!Mank...
08/04/2026

Akon'ny Revy mafana - Lundi de Pâques niarahana tamin'ny Barinjaka sy Gelah Top tao amin'ny Kianja Savika Ambositra!
Mankasitraka anareo rehetra tonga maro niara-nifety e!
Ho avy tsy ho ela ny sary manaraka, aza adinoina ny mi-j'aime ny page


01/04/2026
01/04/2026

Amin'ny Lundi de Pâques indray ary ny fotoana e!
BARINJAKA sy GELAH TOP
Tsy handiso fanantenana anao! Ambiance mafana be miaraka amin'ny Savika!
Tongava aby ro e!

Plein succès! Spectacle grandiose avec Dadi Love et Ceasar.Merci à tous!Abonnez sur la page pour voir d'autres photos© H...
17/03/2026

Plein succès!
Spectacle grandiose avec Dadi Love et Ceasar.
Merci à tous!
Abonnez sur la page pour voir d'autres photos
© Hoby Razafimandimby- Pily Mandrindra
Lanto Faniriniaina RL Prod Rason Lanto
Tom Jorvania Stephane Steaj

Address

Logt AZ 100 B/Anosizato Ouest
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RL Prod - Rason&Lanto Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share