Cinema Extrême 5D

Cinema Extrême 5D Cinéma en 5d et 12d, en salle et mobile

MAHAJANGA OO !! TONGA SOA INDRAY ZAHAY MIARAKA AMIN NY KARTING MILAY BE   !!!🏎️🏎️Aza adino ary ny rendez vous antsika eh...
06/08/2025

MAHAJANGA OO !! TONGA SOA INDRAY ZAHAY MIARAKA AMIN NY KARTING MILAY BE !!!🏎️🏎️
Aza adino ary ny rendez vous antsika eh!!!
👉 Eo devant any poste io
Andao hisoma karting eeh !! 🥰🥰 Sady nihena bé ny sarany fa araraoty!!!
Sady faly Ibe izahay mahita anareo eto Mahajanga 🏁🏁
tongava maro !!! 😄🥰

Mba ahoana hono ??? 🥰🥰
28/06/2025

Mba ahoana hono ??? 🥰🥰

24/06/2025

🔥FARADOBOKA KARTING ETO ANTSIRABE !🔥

🚦 Miomàna amin’ny fientanentanana sy kilalao anaty piste!
📍 Toerana: Araben’ny Fahaleovantena, ampitany Carrefour
📅 Daty: manomboka anio 21 Jona 2025 hatramin’ny 29 Jona 2025

🎉 Miaraha aminay amin’ity fetin ny fahaleovantena ity ho an’ny fianakaviana manontolo!
⏱️ Sakaiza rehetra, ankizy na olon-dehibe, tongava mitsapa izany karting izany 😀

➡️ Avia maraina, miala amin’ny fahazotoana ary mody feno fahatsiarovana. ❣️❣️
Ahitanao ihany koa : auto tamponneuses
: Cinéma Vr
: Cinéma 12d
Izay efa halalanao loatra anay
Tongava maro ary eh !!😍😍

🔥FARADOBOKA KARTING ETO ANTSIRABE !🔥🚦 Miomàna amin’ny fientanentanana sy kilalao anaty piste!  📍 Toerana: Araben’ny Faha...
21/06/2025

🔥FARADOBOKA KARTING ETO ANTSIRABE !🔥

🚦 Miomàna amin’ny fientanentanana sy kilalao anaty piste!
📍 Toerana: Araben’ny Fahaleovantena, ampitany Carrefour
📅 Daty: manomboka anio 21 Jona 2025 hatramin’ny 26 Jona 2025

🎉 Miaraha aminay amin’ity fetin ny fahaleovantena ity ho an’ny fianakaviana manontolo!
⏱️ Sakaiza rehetra, ankizy na olon-dehibe, tongava mitsapa izany karting izany 😀

➡️ Avia maraina, miala amin’ny fahazotoana ary mody feno fahatsiarovana. ❣️❣️
Ahitanao ihany koa : auto tamponneuses
: Cinéma Vr
: Cinéma 12d
Izay efa halalanao loatra anay
Tongava maro ary eh !!😍😍

03/06/2025

Harivariva mafinaritra aty Antsirabe ❣️❣️
Mafinaritra 👌🥰
MBA mandalova moa eh !!

Tongasoa eto ANTSIRABE indray ny ekipany cinema Extreme ka manasa antsika hiaraka hilalao am pifaliana indray toerana mi...
29/05/2025

Tongasoa eto ANTSIRABE indray ny ekipany cinema Extreme ka manasa antsika hiaraka hilalao am pifaliana indray toerana misy anay dia eto amin ny avenue de la gare ampitany carrefour manomboka ny alakamisy 29 mai ka hatramin'ny lundi de pentecôte 2025
Ahitana KARTING
CINEMA 12D
CINEMA VR
AUTO - TAMPONNEUSE
Tongava maro

28/04/2025

Misaotra antsika mpankafy milalao eto Antsirabe ny cinéma extreme nandritra fandalovana nandritra ny fetin ny p***a 2025
Manome fotoana anao amin ny fotoana tsika manaraka indray 😊
Misaotra anareo manokana ihany koa

👉Ny ekipa ny karting extreme
👉Ny ekipa cinéma extreme 5d ahitana ny cinéma 12d , cinéma VR, Auto tamponneuses
👉 Manana page vaovao ihany koa cinéma extreme dia asaina ianareo mba hi j aime Io page io
Aza adino fa ao anatiny ireo page ireo no ahitana ny fandaharam potoana antsika manaraka
Toerana misy anay Antanimena près gastronomie pizza




Mpanjifa hajainaNifindra eny amin ny gare ny karting extreme anio alarobia ka hatramin ny alahady👉 Ka hiangaviana isika ...
23/04/2025

Mpanjifa hajaina
Nifindra eny amin ny gare ny karting extreme anio alarobia ka hatramin ny alahady
👉 Ka hiangaviana isika izay nanana ticket niverina noho ny orana avy be tamin ny alatsinainy p***a mba hitondra izany
👉Manasa antsika eto Antsirabe ihany koa fa mbola eny misy antsika hatramin ny alahady
👉 Iehhh Mbola misy ny cinéma 12d
Cinéma VR
Auto tamponneuses
Toerana eo ampitany shop liantsoa
Any indray izany no fotoana eeh ❣️


17/04/2025

P***a miavaka foana no atolotray ho anareo eto Antsirabe ❣️
👉Auto tamponneuses EO ampitany shop liantsoa na atsimon ny commune)
👉 Cinéma VR
👉 Cinéma 12d
👉 Ary ity tena vaovao bé karting ( lalana mihazo an I orinasa jirama ) tena tsara bé 😀 Sady nihena 50 % ny vidim pidirana araraoty ry reto anh 🏃🏃🏃
👉Sakafo mafilotra bé 🥰
Ndao ary hanala azy miaraka amin ny cinéma extreme eh!!
Vonona foana hiaraka hiala voly amin ny rehetra❣️❣️
Eeh aza adino fa misokatra ho antsika ihany koa cinéma extreme Antanimena mandritra p***a ahitana
👉 Cinéma orbital
👉 Cinéma VR
👉Auto tamponneuses



Address

Antanimena Près Gastro Pizza
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00
Sunday 09:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cinema Extrême 5D posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category