Rino R.M ofisialy

Rino R.M ofisialy Rino R M💓😘
F⚽⚽T LiFe
Poeta Malagasy✍️

Sary voalohany 2k26🥰❤️
01/01/2026

Sary voalohany 2k26🥰❤️

Manaiky✌💗miatrika
27/05/2025

Manaiky✌💗miatrika

♥︎♥︎♥︎TENA FITIAVANA☆☆☆☆RMR Art'no:Malala, fa angaha mbola tezitra foana No toa milongilongy toy ny olona moana??RMS: Ra...
24/04/2025

♥︎♥︎♥︎TENA FITIAVANA☆☆☆☆

RMR Art'no:
Malala, fa angaha mbola tezitra foana
No toa milongilongy toy ny olona moana??

RMS:
Raha mbola anao ny adisoina
Aza manontany fa anjaranao no mifona

RMR Art'no:
Adisoako tokoa ve no mba miaro
Adala ve izaho sa tena tia loatra dia...
lasa saro-piaro

RMS:
Tsy mahagaga fa mahana amin'ny ratsy atao dia...
Ny olona avy no endrikendrehina lava izao
Tena leo anao aho

RMR Art'no:
Mifona aza e
Eo fa ekeko indray izay tianao rehetra
Tambatambazako ianao dia...
tolorako fitia tsy misy fetra

RMS:
Ka inona moa izay izany e
Manambitamby anio, hampitso manao ihany
tena aoka izay

RMR Art'no:
Meteza aloha ianao ho tony
Dia ilay mitomany ajanony
Eo fa tsy ataoko intsony

RMS:
impiry moa izay, impiry no nilaza fa tsy hamerina
Nefa ny fotoana mba hiovanao toa mandalo, miserana

RMR Art'no:
Efa haiko fa tsy misy vehivavy diso izany
Raha mbola eto antany
Ny lehilahy no fositra hatrany.

RMS:
Te hamolaka anao fotsiny aho satria..
Tiako ho fantatrao fa toy izany aho rehefa mitia.

RMR ART'NO ft RMS NAFOY

Address

Lot Ivy 317 Ter
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rino R.M ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category