Rian'ny kalo

Rian'ny kalo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rian'ny kalo, Poet, 317 ter Ivy, Antananarivo.

Alatsaho indray Ilay tonokalo atao vidéo 🥰❤️✍️🎧📸📽️🎥
09/03/2026

Alatsaho indray Ilay tonokalo atao vidéo 🥰❤️✍️🎧📸📽️🎥

10/01/2026

Mihainoa finaritra tompoko 🥰🥺

Bonne année ❤️❤️💖😘😘
01/01/2026

Bonne année ❤️❤️💖😘😘

Ny mahasamihafa ny:  sy   : azo avy amin'ny teny hoe ''poem'' izay midika hoe ''tonokalo'' na hoe poezia (poésie)tsy man...
23/11/2025

Ny mahasamihafa ny:
sy

:
azo avy amin'ny teny hoe ''poem'' izay midika hoe ''tonokalo'' na hoe poezia (poésie)
tsy manoratra afa-tsy tonokalo ihany

:
amin'ny mahampanoratra azy dia manoratra izay zavatra rehetra izy: tonokalo, tantara, hira,...

koa manomboka izao,aza afangaro intsony

TOPI-MASO FARANYSarotra, tena mbola sarotra raha ny hamafa ny anaranyNitsingerina androany, ilay topi-maso faranyNibanji...
06/11/2025

TOPI-MASO FARANY

Sarotra, tena mbola sarotra raha ny hamafa ny anarany
Nitsingerina androany, ilay topi-maso farany
Nibanjinany ahy tanaty fara-fahoriana

Nitsingerin-tsapako izao ilay ory, nilaozan'olon-tiana
Noho ny etraketram-pahafatesana maha ory
Tampoka a! Tsy mba nampoizina akory
Fa dify izy, dia lasa

Ho rava maina daholo ireo izay nokasa
Saingy tsy tontosa
Fa hono mantsy isika, ananam-pahafatesana trosa
Izay tsy maintsy hefaina

Dia ilay topi-maso farany teo ampialany aina
No tsaroako androany
Ka mahasarika hampita ny vinany
Hatsiaro indray
Ilay topi-maso farany, nibanjinany ahy.

RMS Nafoy
(Ritsoka Myh Sedra)
06.11.25

Teny+soratra+literatiora Malagasy= tsika 💖💯💕✍️💌
19/10/2025

Teny+soratra+literatiora Malagasy= tsika 💖💯💕✍️💌

salama daholo 💖mpanoratra na poeta, raha atao vidéo ny tonokalonao, izaho no hiantsa azy 🥰 🥰mp avy hatrany, tena hoe tsi...
08/09/2025

salama daholo 💖
mpanoratra na poeta, raha atao vidéo ny tonokalonao, izaho no hiantsa azy 🥰 🥰mp avy hatrany, tena hoe tsisy sarany fa fifanampiana no ilaina 💖 aza misalasala intsony 🙏

30/08/2025

mihaino finaritra tompoko 🥰

Address

317 Ter Ivy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rian'ny kalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category