Fi-Akanjo

Fi-Akanjo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fi-Akanjo, Anosizato est II, Antananarivo.

🛍️ FI-AKANJO

✨ Toerana ahitanao entana manara-penitra sy mora vidy.

👕 Akanjo sy lamaody
⌚ Famataranandro
🎧 Écouteurs sy kojakoja elektronika
🛒 Entana isan-karazany mifanaraka amin'ny filanao

💯 Kalitao tsara • Vidiny mirary • Serivisy azo itokisana

09/09/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE ! 🔥
🔋 Arovy tsara ny Power Bank-nao miaraka amin'ny HOUSSE Power Bank 😍✨
✅ Miaro amin'ny rayures sy petits chocs
✅ Mora entina
✅ Manampy hitazona ny Power Bank ho madio💯
💥 EFA hoe promotion oa💥
📩 Commande en MP
🛍️ Fi-Akanjo — Top qualité ❤️

Hello tout le monde 👋  Misy fanomezana 🎁ampiarahanay amin'ilay écouteur fa aza tara an😘Manao livraison ✨🙏📞038 87 289 09📩...
07/09/2026

Hello tout le monde 👋
Misy fanomezana 🎁ampiarahanay amin'ilay écouteur fa aza tara an😘
Manao livraison ✨🙏
📞038 87 289 09
📩Mp

Tongasoa eto amin'ny Fi-Akanjo 💗🤗Mbola disposable ito écouteur bluetooth ito anCouleur noir sisa📩Aza misalasala miditra ...
07/09/2026

Tongasoa eto amin'ny Fi-Akanjo 💗🤗
Mbola disposable ito écouteur bluetooth ito an
Couleur noir sisa
📩Aza misalasala miditra hafatra miafina izay hanao commande na🤔✨miantso mivantana ny 038 87 289 09📞

Tongasoa eto  amin'ny Fi-Akanjo 🤞✨Izay mbola tsy nahazo an'ilay montre sy écouteur tato aminay dia Mbola misy foana anie...
05/09/2026

Tongasoa eto amin'ny Fi-Akanjo 🤞✨
Izay mbola tsy nahazo an'ilay montre sy écouteur tato aminay dia Mbola misy foana anie Ilay izy e😍
Sady misy fanomezana "surprise"ampiarahana amin'izay mividy roa voalohany
📩Midira mp avy hatrany Ary na miantso mivantana ny 0 38 87 289 09
Manao livraison😘😘

Taille S,M,L😍Mbola disposable daoly
04/09/2026

Taille S,M,L😍
Mbola disposable daoly

✨ JEAN WIDE LEG indray ny manaraka Ary e!Ato Fi-Akanjo ihany an ✨🔥 Parfait ho an’ny look casual na chic !📩 Aza tara fa q...
03/09/2026

✨ JEAN WIDE LEG indray ny manaraka Ary e!
Ato Fi-Akanjo ihany an ✨

🔥 Parfait ho an’ny look casual na chic !
📩 Aza tara fa quantité limitée !
Mitafy stylé,mifandray techno😉🤎
Manao livraison 😘😘

"  Oui"! Mbola misy oa...👇🔥 MAILLOT ATO Fi-Akanjo  😍 🔥⚽ Tsara kalitao✨ Maro isan-karazany     💖Safidio ary ny club tiana...
02/09/2026

" Oui"! Mbola misy oa...👇
🔥 MAILLOT ATO Fi-Akanjo 😍 🔥

⚽ Tsara kalitao
✨ Maro isan-karazany

💖Safidio ary ny club tianao!

📩 Mandefasa Mp,na hafatra miafina 🥰
🛍️ Fi-Akanjo — Mitafy style, mifandray techno, miasa isanandro!

✅Ny tsara foana no omenay anareo mpanjifa🙏♥️

Fi-Akanjo 😍✨Efa hoe ianao sisa no tsy nahazo tamin'ireto maillot vrai qualité Ireto nefa vidiny amin'ilay "oui"😉👍Alefaso...
01/09/2026

Fi-Akanjo 😍✨
Efa hoe ianao sisa no tsy nahazo tamin'ireto maillot vrai qualité Ireto nefa vidiny amin'ilay "oui"😉👍

Alefaso ny commande -nao 📩
Manao livraison Izahay Tompoko🙏🤗

September🗒️Coucou les filles👋Ireto misy arrivage ho antsika sady mihaja Kely nge eh!😍✨Asehoy ny hatsaranao  amin'ny akan...
01/09/2026

September🗒️
Coucou les filles👋
Ireto misy arrivage ho antsika sady mihaja Kely nge eh!😍

Asehoy ny hatsaranao amin'ny akanjo manara-penitra avy amin'ny Fi-Akanjo 👗💖
💫 Kanto • Mihaja • Manintona 💫
Style élégante 🫶❣️🛍️

Address

Anosizato Est II
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fi-Akanjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share