MalaGasy Kalo

MalaGasy Kalo Fitiavana, Firaisankina ary Tolona ho an'i Madagasikara 🇲🇬

Madagasikara
25/01/2025

Madagasikara

06/11/2024

HRN 2.0
Sahy izy fa miahotra
manahy ve sa matahotra ?!
sa minia mampifila ny rahona tsy
hilatsaka anaty rano
fa za manko rano
foza latsaka an-drano ve sa
Tongolo manganohano lava
ny hamanjana ny azy nianarana s
a efa lova
iriako aloha izy tsy hiova
ary hiakatra ho avo
fa ny hany angatahiko dia izaho
mba tiavo
tokana ihany ny ahy
tsy sarotra fa aza manahy
Mba valio ah
marina fa mbola tsy voalazako
fa mino ah fa efa renao ny lazany
tsy hoe tsy lazaiko
fa tsy sahy aho ry lalaiko
Ianao mahafantra azy no ilaiko
hajaiko ary ho andrandraiko indri
ndra enao
raha toa ka sitrakao

RamRavHar7 (2R+H+7)
RH.

06/11/2024

HRN
nitsiry ndray ny efa ritra
mitsiriritra aloha atreto
mandrapaharitran' ny ranomasina
mandrapaharetan' ny masoko ma
hita azy
masiaka izy fa courage ah
karohako ny hevitra
heveriko fa mety
mety hoe manana ny finidiny izy,
malalaka izy
malalaka ho azy anefa ny foko
ka raha tsy izy no mitoetra ao tsy
ho feno mihitsy ny foko
dia hitoloko, hifokofoko hitomany
ny foko raha laviny ny fitiavako
fa ny fitiavana
tsy azo sakanana, tsy azo andra
mana fa vao tafiditra dia voafatot
ra
nihanihany ah hatr@izay fa tam' t
y ah tena matotra
fa tsy mety kosa raha efa maty ts
y hifoha intsony ah
vao hilomano

04/11/2024

MADAGASIKARA
Fiarahamonina🇲🇬
Fiarahamonina
Mitady ho faty ny hasin' ny tany
Mitady faty elah rah mandalo alin
a aty fady
Mahavita zavatra raGasy
nefa tsy mahay mampiasa azy ra
ha tsy
Mahay manompo tompo maro
Andriamanitra sy Eloy avy no afa
ngaro
Dia aleo ho fantatry ny besinimar
o
fa marina ny teniko
tsy mandiso ah ny eritreritro
ary aoka hitoetra ao aminy ny dia
m-peniko

Madagasikara, Malagasy gasy
mahantra mangasiasy amban' ny
harena
nefa dia manantena ny handroso
tsisy fahendrena
maloto fitondratena
ankotran n mpitondra maro nifan
esy nangoronkarena

Kely fa dadany
Kely tokoa dia tsy tsapany
raha mba fantany

04/11/2024

Hasambarany
Sambatra izy izay any
tsy mieritreritra ahy akory
sady lavitra tomany
lavitry ny sorisory

Sambatra izy be mpitia
be mpanaraka aoriana
sambatra izy tsy mahia
asa angamba ny aoriana

Sambatra izy manja kely
marina fa tsy mavamdy
Fa rehefa izy no mitsiky kely,
tara daholo ny bandy

Sambatra izy tsisy anah
tsy misy mpanelingelina,
fa rehefa sambatra izy dia ampy
anah
izay angamba no tsara noeveriny

Nefa G hono nge ka tianao e
maniry ny ho tantananao e
Tsy zakany intsony ny fitiavana a
nao
dia naborany @ izao tontolo izao

G-HR
Ramravharseth

27/10/2024

Triple $
Iza ary izany
izy telo tsy hay hampitoviana nef
a koa tsy hay havahana na dia sa
mihafa aza,

mitovy fiendrika fa tsy mitovy toet
ra, samy manana ny haniny nefa
dia mitovy fisin-toman-po
samy mankarary fo nefa dia sam
y tiako avokoa
tsy safidy iray anatin' ny maro fa
safidy telo tsy misy hoatrazy
tsy vita ny tsy mandalo fitia anati
n' ny hatanorana
ankitelo be izao fotsiny no indray
hanaovana hadalana

Adala angamba satria ohatran' ny
mitapy
mitapitapy satria adalain'dry fitia

Maso mahery
kanefa tsy mahatohitra fijery
mandalina anaty hoe
ahoana no anipazana rano ho an'
ny masoandro avy ety an-tany

27/10/2024

Mbola tsisy
Izy irery ihany
izy irery hatrany
izy ihany no hany mba tiako eto a
ntany

norma ah ra tsy tiany
tsy za angamba no hiriany
za koa moa tsy sahy mamboraka
satria vo mifampijery tonga dia m
ivoraka ah
mafy izy e ! mafy
ny mahazo ah koa nefa mafy

mijaly anaty dia manoratra rehefa
tsy tanty
aretina mikiky
mitomany indray manko ilay tsiky
kanefa atao ahoana
fa izay ilay raozy maloka anaty ha
zavana,
mangatsiaka anaty hafanana
hafanana tokoa satria mandoro
mahamay
mijalin' ny fitiavana ilay boay kelin
' ny Sanghai

mbola any foana hoe ilay Yogi e
Yogi mitady fitia
Yogi mitady an' i ...
R.H❤G

27/10/2024

karama 02
namafy vovoka hijinja tadio ry za
ma a
namafy ratsy hijinja ny loza
na mafy vozo ary hazainy madio r
y zama a
itsoaka aiza raha mbola hainy fa i
alahy mbola velona
velona fa matin' Karma

27/10/2024

Karma
Tso-piaina ny mafiady
mafy ah rehefa nandresy nefa ma
fy ny ady
tsy mitady tany malemy hanoren
am-pangady hoy 301 fa miady
miady dia raha tsy mody vovoka
dia mody ventiny
milay ny fandresena hoentiny
ekena nefa rehefa resiny
fa miverina indray mamita izay ts
y vita,
mitady izay tsy hita
ary mametraka fitomboka
fa vita ny ady efa natomboka
ary hanomboka
hijinja izay nafafy
hiadana raha efa nihafy
fa hijaly izay nigafy
ary hijaly mandrapaha...
mandrapaha aloha mihafy
fa rehefa atsy ho atsy
hijina izay nafafy

Namafy vovoka hijinja tadio ry Za
ma a
namafy ratsy hijinja ny loza
na mafy vozo ary tratra

27/10/2024

Filaohafatra
(philosophie + ohatra )
Flow hafatra
Folao hafatra
Philo Hafatra
Raha mandeha tohatra tsy voater
y iakatra, fa raha hiakatra tsy mai
ntsy mandeha tohatra

Fijery hafa toa hafahafa, hafahafa
nefa hafa raha samihafa

Hafa raha samihafa ny mandrera
ka sy ny mamizana ary hafa sam
y hafa ny miakatra sy midina

Ny saina mibaiko ny vatana, fa ny
saina baikon' ny fanahy

Ny lahy tsy afaka ny ho vavy, fa n
y mahalahy afaka ny mahavavy

×ny tarehy ratsy× hono ×tsy azo o
vaina fa ny toetra ratsy azo ovain

-Fa ny toetra ratsy tsy voaovana t
arehy tsara ary ny tarehy ratsy tsy
voaovan' ny toetra tsara

Ny hendry mody voky fa ny adala
manesika ihany
-Aleo mody adala toa i

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MalaGasy Kalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category