Tropy Antananarivo Teatra

Tropy Antananarivo Teatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tropy Antananarivo Teatra, Art, Antananarivo.

Feno fankasitrahana🙏
26/07/2026

Feno fankasitrahana🙏

Rahampitso ilay fotoana 😍😍😍
18/07/2026

Rahampitso ilay fotoana 😍😍😍

Aza adinoina ny fotoana amin'ny Alahady.🤗

Tongava hanatrika ny seho an-tsehatra "Ny Fireneko", nosoratan'i Dr RASAMOELY Lala, holalaovin'ny Tropy Antananarivo Teatra.

📅 19 Jolay 2026
🕒 Amin'ny 3 ora tolakandro
📍 Ivokolo Analakely

Manantena ny fanotronanareo maro. 🎭🇲🇬

Aza adinoina ny fotoana amin'ny Alahady.🤗Tongava hanatrika ny seho an-tsehatra "Ny Fireneko", nosoratan'i Dr RASAMOELY L...
15/07/2026

Aza adinoina ny fotoana amin'ny Alahady.🤗

Tongava hanatrika ny seho an-tsehatra "Ny Fireneko", nosoratan'i Dr RASAMOELY Lala, holalaovin'ny Tropy Antananarivo Teatra.

📅 19 Jolay 2026
🕒 Amin'ny 3 ora tolakandro
📍 Ivokolo Analakely

Manantena ny fanotronanareo maro. 🎭🇲🇬

Androany ilay Fotoana ah 🥰🥰
10/05/2026

Androany ilay Fotoana ah 🥰🥰

Salama e!

Ity indray ary ny fotoanantsika manaraka 🩶

Dia mirary herinandro mahafinaritra,

Amin'ny heriny an'io ity fotoanantsika manaraka ity🥰
03/05/2026

Amin'ny heriny an'io ity fotoanantsika manaraka ity🥰

Salama e!

Ity indray ary ny fotoanantsika manaraka 🩶

Dia mirary herinandro mahafinaritra,

26/04/2026

Ho taitra ve isika sa mbola hangina foana manoloana ny fijalian’ny hafa ? 🎭💔

Aza adinoina ny fihaonantsika manaraka ao anatin'ny ity Piesy “HO TAITRA VE IZY” ity.
Efa akaiky indray ny fotoana⚠️🤝

Mirary Alahady finaritra ho antsika rehetra ☀️

Antananarivo Teatra misokatra amin’ny fiaraha-miasa rehetra. 🤝🎭

Salama e!Ity indray ary ny fotoanantsika manaraka 🩶 Dia mirary herinandro mahafinaritra,
13/04/2026

Salama e!

Ity indray ary ny fotoanantsika manaraka 🩶

Dia mirary herinandro mahafinaritra,

Mirary fetin'ny p***a sambatra sy feno fifaliana ho antsika rehetra 🤍.
05/04/2026

Mirary fetin'ny p***a sambatra sy feno fifaliana ho antsika rehetra 🤍.

Mankasitraka indrindra ny OFNAC Ivokolo tamin’ny fanohanana sy ny fankasitrahana.Manome hery anay hatrany izany hanohy n...
30/03/2026

Mankasitraka indrindra ny OFNAC Ivokolo tamin’ny fanohanana sy ny fankasitrahana.

Manome hery anay hatrany izany hanohy ny ezaka, hikatsaka ny tsaratsara kokoa ary ny tsara indrindra hatrany ho an’ny zavakanto Malagasy 🎭??

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tropy Antananarivo Teatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share