AMBIO company

AMBIO company Maison de production

03/10/2025

✊ AVELAO IZAHAY HITENY - Njara Marcel 🇲🇬
✍ Inspiré du titre « Eny Hoy Aho », paru en 2018 et remis en lumière en 2025.

Directed by Tsilavina Razafindralambo La St'art Project2K25
Production : AMBIO company
Language : Français II Malagasy
A/C : Njara Marcel

YouTube : https://youtu.be/V4AXB-w2wNI

13/08/2025

Une production 100% AMBIO Company 🎶
❤️ « AHY IANAO - Njara Marcel »
😃 Mihainoa finaritra
Encore joyeux anniversaire à l’artiste 🥳

01/07/2025

⭕ HISIDINA - OUT NOW!!! ⭕
💥 Atolotra ho an'ny MALAGASY 🇲🇬 rehetra izay mandalo SEDRA MAFY amin'izao 😇
Lien YouTube : https://youtu.be/RbASFqWxSJQ?si=126ERVkYJQ6_-sgH
- Natao ho enoina sy ampitàna HAFATRA MAFONJA BE ❤
- Ny olona "dépressif" ihany koa dia tena mila fanampiana amin'ny fiainana andavanandro, henoy izy ireny, aza avela hiady rery raha manana namana tahaka izany ianao 🙏

😔 Izay avy nijery azy hatramin'ny farany ao amin'ny YouTube dia aza adino ny mizara (partageo) sy mametraka commentaire eto 👇 izay émotion niainanareo nihaino sy nijery azy 🙏
🎵🎶🎧🎸

09/06/2025

Ampitiavana tompoko ❤️🙏 Sitraka sy telina e. Mankasitraka ireo mpanakanto namana, ny mpikarakara LOKO IRAY 😃 FEELING nampiakanjo an’i Njara Marcel, ny équipe “AMBIO company”, tsy adino ianareo Mpankafy rehetra. Amin’ny manaraka indray e 🙏❤️

18/05/2025

Asio sofina, asio maso 😳 Dia PARTAGEO max ry namako 😇
Alahady 08 juin ny fotoana ao amin'ny PALAIS DES SPORTS e 🥰

Ny tapakila dia efa afaka jifaina ao amin'ny www.ticketplace.io sy ao amin'ny Planète AMBOHIJATOVO 😁 Tonga dia fandrio ❗❗

PS : Misokatra ho an'ny rehetra manomboka eto ny STUDIO AMBIO company 🎼🎧🎤
Nampoina officiel Nate Tex Ayam Johane Joh

28/03/2025

"AKON'NY FO"♥️ un cabaret à ne pas manquer avec Ayam et Njara Marcel.
Venez assister à une soirée magique en compagnie de Ayam & Njara Marcel ! 🎤🔥 Des performances inoubliables et bien sûr, des surprises inédites vous attendent tout au long de la soirée.

📅 18 AVRIL 2025
📍 CASK PK 0 Soarano Antananarivo
⏰ À partir de 20H
🔥 Aux platines : Lywyls DJ pour faire monter l’ambiance !
🎟️ Billets VIP & GOLD : Accès à des surprises exclusives ! Ne manquez pas cette occasion unique !

- Réservez au 📲 0341143805 dès maintenant et préparez-vous à une nuit mémorable ! 💃🕺
Vente des billets: Ilo Vatosoa Analakely

YouTube: https://youtu.be/uYPidnqOZ9o
Event SI ex-Grafix 44 lounge NAZA ELECTRONIC Yooniverse discovery Tsiryratsimiseta Tsiry

02/03/2025

SATRIA TIAKO IANAO 🩷 Un titre de Larry Copoto 🎤
Ankafizo ary😃
YouTube: https://youtu.be/xpcUgfrDQMs
Une production de AMBIO company 🎬
En collaboration avec Manitra studio 🎼

PS: Efa misokatra ho an'ny rehetra ny studio d'enregistrement 🎧Ambio company ary efa afaka mamokatra horonan-tsary ihany koa izahay🎬. Afaka miditra hafatra miafina (MP) isika izay mila fanazavana fanampiny na miantso mivantana ny ☎️ 034 62 378 87 (Whatsapp)

15/01/2025

ISIKA ROA🌺 Fampiaraham-peo Njara Marcel sy Nanie Razafimbelo
Ahoana ny fahitanareo azy?
Ho avy tsy ho ela ny seho an-tsehatra atsy ho atsy fa arao akaiky🙏
✅Une production de AMBIO company
Lien YouTube: https://www.youtube.com/watch?v=PfEoImrMb1E

01/12/2024

Njara Marcel - TOMBOK’ANTSY 🎶🎥
Merci aux partenaires✅:
La St'art Project
L'homme idéal
Glowy Beauty Studio

08/11/2024

Tongasoa i NATHAN🔥 Bruno Mars - Die With A Smile (cover)🥰

27/10/2024

❤️ Comme promis, le COME-BACK est là, et c'est grâce à vous 🥰!

Nampoina - MBOLA HIOVA (Clip officiel)
Lien Youtube: https://youtu.be/Bvt9ukl83_Q?si=PAG63pfXEZm7DgZH

Ny fisianareo no manosika ahy sy mampisy ny aingam-panahy
Misaotra betsaka amin'ny fo manontolo ❤️🙂

Merci à toute ma famille et à toute l'équipe.

Prod : AMBIO company
Son : S6-jyz Ofisialy
Real : Tsilavina Razafindralambo

Partagez au max 🙏🙏🙏

Address

Andrainarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMBIO company posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share