Feon'ny Fampiraisana-F8

Feon'ny Fampiraisana-F8 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Feon'ny Fampiraisana-F8, Choir, Flm Anosibe fampiraisana, Antananarivo.

30/12/2025

Souvenir 2023😍 SEDRAN'I MINO 1 tamin'izany
Fitoriana sy Fanomezana fialam-boly ho an'ny vahoakan'Andriamanitra🙏❤️
(Hialana tsiny indrindra ny kalitaon'ny sary sy ny feo izay tsy dia manara-penitra loatra)
Tahian'i Jesosy Tompoko 🙏🙏

27/10/2025

JESOSY oh,Tsy hiala aminao aho
HANARAKA ANAO🙏❤️✝️
Atolotra ampitiavana ho antsika sakaiza rehetra ao amin'ny Tompo
Titre: Tokim-panompana
Afa Feon'ny Fampiraisana
A/C: Fehizoro Ratsimaharimanga
Mihainoa finaritra tompoko 🙏🙏
an'Andriamanitra irery ny voninahitra

Miarahaba manokana an'i Chef BienVenu Ran's Eugène izahay feon'ny Fampiraisana (AFA F8) amin'izao,Jesosy izay efa nitahy...
06/10/2025

Miarahaba manokana an'i Chef BienVenu Ran's Eugène izahay feon'ny Fampiraisana (AFA F8) amin'izao,
Jesosy izay efa nitahy anie hampitombo hatrany sy talenta izay efa nomeny anao
Manaova fety sambatra eo ambany fahasoavan'i Jesosy 🙏🙏

25/09/2025

Fiadanana eh,🙏
Fifaliana ho anay ny manolotra anareo ity ampahany tamin'ny SEDRAN'I MINO II ity❤️
Manamarika indrindra ny finoana sy ny fatokiana an'Andriamanitra amin'izay rehetra manjo amin'ny fiainana
Mankafiza finaritra tompoko 🙏😘❤️
Aza adino ny manaraka ny pejy ❤️🙏❤️

12/09/2025

😍"...mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika." Romana 8: 37b
Feon'ny Fampiraisana (AFA F8)
Mpandresy
A/C: Ratsimaharimanga Fehizoro
Son/Arr:Yvon
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra🙏🙏

10/07/2024

Ampahany kely tamin'ny Scène anisan'ny nahafinaritra ny maro izy ity🙏❤️
Tantaran'i Maman'i Mino(Odette) sy i Jérôme tamin'ny fahatanorany😍
Raha mila ny seho iray manontolo tompoko dia manatona an'i Chef Fehizoro Ratsimaharimanga Fa mbola tsy ho avoaka ay manontolo Nohon'ny havesaran'ny video
Tahian'i Jesosy daholo eh❤️🙏

Misaotra an'i Jehovah fa vita soa aman-tsara ny  Ny zavatra rehetra dia hain'ny Mino😍❤️Etoana dia mitondra ny fisaorana ...
08/07/2024

Misaotra an'i Jehovah fa vita soa aman-tsara ny
Ny zavatra rehetra dia hain'ny Mino😍❤️
Etoana dia mitondra ny fisaorana ho antsika namana, havana nanotrona sy niara nidera taminay
-Ny Ray aman-dreny Pastora
-Ny biraon'ny faritra Fahavalo
-Ianareo Sampana rehetra eto anivon'ny FLM Anosibe fampiraisana❤️
-Ianareo antoko mpihira rehetra niara nanafana ny antsan-kira💓
-Ireo rehetra nanampy ara-kevitra,fitaovana,vavaka...
-Isika mpanotrona rehetra tsy ankanavaka❤️🙏
Tena hisaorana eram-po eran-tsaina
Jesosy hamaly fitia antsika rehetra 🙏❤️🙏

Sombin-tsary vitsivitsy anisan'ny nanamarika ny

Pejy vaovao hahafahana mampiely bebe kokoa ny Filazan-tsara izay mission napetrakin'ny Tompo aminay🙏❤️Tonga soa ry naman...
02/07/2024

Pejy vaovao hahafahana mampiely bebe kokoa ny Filazan-tsara izay mission napetrakin'ny Tompo aminay🙏❤️
Tonga soa ry namana sy havanay??

Address

Flm Anosibe Fampiraisana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'ny Fampiraisana-F8 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category