TXC 306 Manakambahiny

TXC 306 Manakambahiny KARAOKÉ - SNACK - LOUNG - BAR

12/08/2026

Mitady endroit iray hialana voly, hihirana ary hanehoana talent ve ianao ? 😍

TXC 306 no toerana hiainanao ny tena ambiance !

🎤 Karaoké Live & Scène Ouverte
👉 Afaka mihira ianao, mizara talent ary miakatra scène !

🎶 Équipe musicale disponible ho an’ireo mahay mitendry :
🥁 Batterie Acoustique
🎹 Clavier
🎸 Guitare Acoustique
🎸 Guitare Électrique
🎸 Guitare Bass
🎤 03 Micro Dynamiques

🍗 Sakafo & Tsakitsaky matsiro
🍹 Boissons & Cocktails isan-karazany
💃 Discothèque & Ambiance festive

🚗 Parking disponible & sécurisé
👔 Tenue correcte exigée

🕚 Misokatra 11h hatramin’ny fin de nuit
📅 Talata ➡️ Alahady

📍 TXC 306 — Manakambahiny

🔥 Tongava mihira, mitendry, mandihy ary mankafy moment tsy hay hadinoina miaraka aminay ! 🔥

:::

02/08/2026

02/08/2026

Mitady toerana iray ahafahanao miala voly, mihira, mitendry ary mandihy miaraka amin’ny namana ve ianao ? 🎶❤️

Eto, tsy mpijery fotsiny ianao…
🔥 fa lasa acteur de l’ambiance !

🎤 Karaoké Live
Raiso ny micro, alefaso ny feonao ary zarao ny talentanao 🎶

🎸 Scène ouverte
Mahay mihira ? Mahay mitendry ?
Ny scène dia misokatra ho an’ny rehetra ✨

💃 Ambiance & Convivialité
Mihira • Mitendry • Mandihy
Ny énergie an’ny rehetra no mamorona ilay hafanana ao anaty salle ❤️🔥

🍽️ Snack & Drinks
Ankafizo ny sakafo sy zava-pisotro miaraka amin’ny fotoana tsy hay hadinoina 🍹

Ny tanjonay : ✨ Une belle ambiance
✨ Des moments de partage
✨ Des souvenirs inoubliables

📅 Misokatra : Talata ➡️ Alahady
⏰ 11h ➡️ fin de nuit 🌙

📍 TXC 306 Manakambahiny

🔥 Que vous veniez pour chanter, jouer ou simplement profiter…
Venez vivre votre moment avec nous ! 🎤🎸✨

01/08/2026
26/07/2026

Ataovy miavaka ny faran'ny herinandronao ao amin'ny TXC 306 MANAKAMBAHINY.

🎤 Karaoké Live
🍽️ Cuisine savoureuse
🍹 Boissons bien fraîches
🎶 Ambiance chaleureuse

Na hiaraka amin'ny namana, fianakaviana, na olon-tiana, dia eto no toerana tsara hialana sasatra sy hamoronana fahatsiarovana vaovao.

📍 TXC 306 MANAKAMBAHINY
🕚 Misokatra anio mandritra ny tontolo andro sy alina.

Ny ambiance tsara tsy andrasana... fa iainana. Tongava anio, ary avelao ny mozika sy ny tsiky no hameno ny Alahadinao.

🎓 🎉 VITA BACC CE SAMEDI ! 🎉Vita ny BACC… fotoana hankalazana miaraka amin'ny namana! 🥳🎤 Karaoké Live 🎶 Live Music & Scèn...
23/07/2026

🎓 🎉 VITA BACC CE SAMEDI ! 🎉

Vita ny BACC… fotoana hankalazana miaraka amin'ny namana! 🥳

🎤 Karaoké Live 🎶 Live Music & Scène Ouverte

🍽️ Restaurant & Snack-Bar
🍻 Boissons bien fraîches
🅿️ Parking sécurisé

🕙 MISOKATRA MANOMBOKA @ 10:00 MARAINA 🌙 Mitohy hatramin'ny maraina (Jusqu'à l'aube)

📍 TXC 306 MANAKAMBAHINY Tsimbazaza ➜ Ambanidia En face de la Do**he Publique 306 (Sous-sol)

📞 Réservation : 037 81 438 75 • 033 90 999 09 • 034 30 332 92

🔥 Aza avela ho any an-trano ny fankalazana! Tongava hihira, hifaly ary hankafy ambiance miavaka ao amin'ny TXC 306.

Fotoana mamy 🥰🎤🥁🎸Manantalenta anie nareo ♥️♥️
22/07/2026

Fotoana mamy 🥰🎤🥁🎸
Manantalenta anie nareo ♥️♥️

22/07/2026


🔥 𝗙𝗜𝗡𝗔𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗨𝗣𝗘 𝗗𝗨 𝗠𝗢𝗡𝗗𝗘 𝟮𝟬𝟮𝟲 🔥🇪🇸 ESPAGNE 🆚 ARGENTINE 🇦🇷⚽ Lalao famaranana tsy azo adino! Avia hiaina ny hafanam-pon'ny f...
19/07/2026

🔥 𝗙𝗜𝗡𝗔𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗨𝗣𝗘 𝗗𝗨 𝗠𝗢𝗡𝗗𝗘 𝟮𝟬𝟮𝟲 🔥

🇪🇸 ESPAGNE 🆚 ARGENTINE 🇦🇷

⚽ Lalao famaranana tsy azo adino! Avia hiaina ny hafanam-pon'ny finale ao amin'ny TXC 306 Manakambahiny amin'ny écran géant sy ambiance miavaka.

🎤 Karaoké • 🍽️ Restauration • 🍹 Cocktails

📍 TXC 306 Manakambahiny 📞 034 30 332 06

Iza no ho tompondaka? 🇪🇸 sa 🇦🇷 Lazao ny pronostic-nao ao anaty commentaire! 🔥

RAHARIVA ILAY MIJERY ÉCRAN GÉANT B TXC19 no isa miverimberina amin'i Lamine Yamal.🔹 19 taona izy. 🔹 Ny famaranana dia am...
18/07/2026

RAHARIVA ILAY MIJERY ÉCRAN GÉANT B TXC

19 no isa miverimberina amin'i Lamine Yamal.
🔹 19 taona izy.
🔹 Ny famaranana dia amin'ny faha-19.
🔹 Amin'ny 7 ora hariva (19h) no hanombohan'ny lalao.
🔹 Mitondra ny laharana faha-19 izy.

Ary mahavariana fa efa 19 taona izao no nitondran'i Lionel Messi 💙❤️ an'i Lamine Yamal teny an-tsandriny.
Kisendrasendra ve izany, sa efa voasoratra ny tantara? 👀✨

Address

-18, 9336515, 47, 5349296
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 12:00
Wednesday 11:00 - 12:00
Thursday 11:00 - 15:00
Friday 11:00 - 15:00
Saturday 11:00 - 15:00
Sunday 11:00 - 15:00

Telephone

+261343033292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TXC 306 Manakambahiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share