RJ Salle De Jeux

RJ Salle De Jeux Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RJ Salle De Jeux, Video game, Imerintsiatosika, Antananarivo.

EURO 2024 ⚽  🛑1/4 Finale 🇪🇦vs🇩🇪Mivatana ato am RJ Salle De Jeux Paf 1000ar 07ora hariva🕖
05/07/2024

EURO 2024 ⚽
🛑1/4 Finale 🇪🇦vs🇩🇪
Mivatana ato am RJ Salle De Jeux
Paf 1000ar 07ora hariva🕖

Alahady ho avy zao ity combat ty😉Playstation 3 PES = 09HPlaystation 4 FIFA = 13HMbola misy place malalaka🎮
24/05/2024

Alahady ho avy zao ity combat ty😉
Playstation 3 PES = 09H
Playstation 4 FIFA = 13H
Mbola misy place malalaka🎮

Raikitra indray ary ity 🔊   🛑PS3👉Samedi 25 Mai à 9h-Naruto Storm -Blur👉Dimanche 26 Mai à 9h-Pes 24    🛑PS4-Fifa 24Misoka...
13/05/2024

Raikitra indray ary ity 🔊
🛑PS3
👉Samedi 25 Mai à 9h
-Naruto Storm
-Blur
👉Dimanche 26 Mai à 9h
-Pes 24
🛑PS4
-Fifa 24

Misokatra ny fisoratana anarana ho an'izay liana katramin'ny zoma 24 Mai no farany ko aza tara ary😉
Midira ao @ hafatra miafina na tonga ety an-toerana na koa miantso mivatana ny laharana 034 46 729 10📞
24 isakiny jeux no pandray anjara afaka raisina
Ny loka dia miankina amin'ny pandray anjara tonga misoratra anarana
Rj Salle de Jeux 4chemins Imerintsiatosika🎮

Salama daholo o👋Iza avy no liana rah ho ataontsika tournoi ihany koa ity Naruto & Blur ity🎮Taggeo eo am coms aza ny amis...
06/05/2024

Salama daholo o👋
Iza avy no liana rah ho ataontsika tournoi ihany koa ity Naruto & Blur ity🎮
Taggeo eo am coms aza ny amis😉
Raha maro no liana dia alatsakitsika ihany koa izy👍

💥Allo allo🔊Lalao voalohany izay ho tontosaina ato aminay🎮Tournoi PES 24 VITA IRAY ANDRO⚽Raikitra ary ity fa maromaro eli...
01/05/2024

💥Allo allo🔊
Lalao voalohany izay ho tontosaina ato aminay
🎮Tournoi PES 24 VITA IRAY ANDRO⚽
Raikitra ary ity fa maromaro elisany ilay mila défi😉🎮
🔴Participation 6000Ar/Joueur
🔴Fin d'Inscription samedi à 16h
🔴Lieux 4chemins Imerintsiatosika ambaniny pharmacie d'itasy
🔴Éliminatoire dimanche 09h tsy diso
: Vitesse de Jeux 0👌
NB:Afaka mitondra manette ihany koa raha efa misy mahazatra anao any
Place limitée à 24 Participants ihany aloha fa vao manandrana isika
Midira mp mivatana raha isoratra anarana na tonga mivatana ety am salle

Tongava mitsapa kianja pahatonga ny date😉
PES 24 aloha ny disto fa ny jeux hafa ataotsika après
Suurr daholo👊

Address

Imerintsiatosika
Antananarivo

Telephone

+261344672910

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RJ Salle De Jeux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category