Fantatrao ve
- Home
- Madagascar
- Antananarivo
- Fantatrao ve
๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฆ ๐ ๐๐โค๏ธ
Address
Antananarivo
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Fantatrao ve posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Contact The Establishment
Send a message to Fantatrao ve:
Shortcuts
TANTARA
Miarahaba antsika mpanaraka,
Ity pejy ity dia entina hizarana ireo teny mahasoa, mampalahelo, mahafinaritra rehetra hiatrehanao ny tontolo andronao. Raha hojerena ny tantara dia taminโny 24 Aogositra 2018 ity pejy ity no niforona ary nitondra avy hatrany ny anarana FANTATRAO VE hatraminโizao. Taminโizany izahay dia tokana, nandeha irery. Rehefa taty aoriana nefa dia niara niasa taminโny pejy @NyEtyanieka izahay, raha dinihinareo ny sary famantarana na Logo dia misy endrika Ny Ety anie ka. Hisaorana manokana io pejy io izay nanampy tena nanampy ka nahatratraranay ny 100.000 Abonnรฉ(s) nandritra ny fotoana fohy. Ankehitriny anefa dia niverina nandeha irery izahay! Tantara vaovao, Sary famantarana vaovao, Endrika vaovao no ahitanao anay manomboka anio. Hisaorana ireo niara nisalahy taminโity Pejy ity, Hisaorana ianareo mpanaraka. Tsapanay ny fitiavanareo ity pejy ity! Misaotra Eh! Tsy mandร fiaraha-miasa ny aminโny ho avy izahay!
01 Juillet 2020 Fantatrao ve