Dj Dï ALLOH

Dj Dï ALLOH 🎧 DJ pour tous vos événements 🎉
💒 Mariage | Baptême | Team Building
🎵 Manao Location sono ihan koa
📍 Tana - Madagascar
📲 1 | Devis Gratuit✌🏼

25/08/2026

Mozika gasy Afro remix 🔥🥁🎼
Ao amn coms lien youtube ✌🏼👊
Aza adino: Miabonne ny pejy ! ❤️

18/08/2026

TROMPETTE REMIX 🎺🔥💥
Miomàna hihetsika fa mafana be izany! 🕺💃

dï alloh& Lil Timy🎶
Abonneo ny pejy 📲👇

🇲🇬

12/07/2026

ef ho masak izy ty f mbl ts Paré nefa🤔 🔥
Enoy fotsiny d apetaho ny ecouteure 🤔
Mb omeo titre 🙈, dialloh 🔥💯
Abonnéo fona ny pejy

takzay ntelechargeko iany na d instru fotsn ar d suprimerna ny voxx 🤦
24/06/2026

takzay ntelechargeko iany na d instru fotsn ar d suprimerna ny voxx 🤦

Tongava maro 🔥🔥
19/06/2026

Tongava maro 🔥🔥

💥 AZA AFANGARO intsony ny PLATINE 💿 sy CONTRÔLEUR 🎛️ 💥1️⃣ PLATINE 💿 Disque vinyle + tanana + oreille 👂 Tsy misy bouton "...
06/06/2026

💥 AZA AFANGARO intsony ny PLATINE 💿 sy CONTRÔLEUR 🎛️ 💥

1️⃣ PLATINE 💿
Disque vinyle + tanana + oreille 👂
Tsy misy bouton "SYNC", "Loop", "Hotcue", "Effet"
ny tananao no effet ✋🔥
Sarotra ny mianatra azy ❌ Skill 100% 💪
Vibe? DJ taloha, puriste 🔥👑

2️⃣ CONTRÔLEUR 🎛️*
contrôleur azy dia ny pc + logiciel mifanarak aminy no controler ny PC 💻
Misy bouton "SYNC", Misy "Loop", "Hotcue", "Effet" vonona ✅⚡
Mora ianaran 👍 vetivety dia hay 🚀
Vibe? Moderne, créatif ✨🎨

⚠️ Ts midika zan hoe ts Dj ianao raha ts manana anrew,
az kivy f mahanan toe-tsain ts mety resy mba ho tena vrai DJ 💯
Az avela andalo ny anjaranao 💪🔥

👇Abonnéo ny page 👇
life dialloh motivation 🎧🇲🇬

Laza? 💥 Mora ny mahazo azy. Fa ny mitazona azy? Izay no tena sarotra🔥💔 Aza maika⏳ Trandrao aloha izay mbola tsy hita. 👀 ...
05/06/2026

Laza? 💥 Mora ny mahazo azy.
Fa ny mitazona azy? Izay no tena sarotra🔥💔
Aza maika⏳ Trandrao aloha izay mbola tsy hita. 👀
Refa natomboka dia vitao hatramn farany 💪

Bon week-end mialoha aux vrais guerriers 🇲🇬👊🎹

Address

13 Bis Ivanja
Antananarivo
99333

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dj Dï ALLOH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category