Screen'Art Mada

Screen'Art Mada 📸 "Chaque Image, Un Message"🎬

📞+261388616526

Araho tsy tapaka ary ny pejy 👇👇
28/04/2026

Araho tsy tapaka ary ny pejy 👇👇

21/04/2026

Avec Screen'Art Mada – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

21/04/2026

Aza miala fa efa miala any 👇

Salama Daholo 👋Ho arahinao tsy ho ela eto @ Pejy ity fandaharana fohy iarahanao @ Ekipa Screen'Art Mada.Araho tsy tapaka...
14/04/2026

Salama Daholo 👋
Ho arahinao tsy ho ela eto @ Pejy ity fandaharana fohy iarahanao @ Ekipa Screen'Art Mada.
Araho tsy tapaka ny page...

🎬✨ LALAO SCREEN’ART MADA ✨🎬👉 Inona no fahafantaranao ny atao hoe “SCREEN’ART”? 🎥Asehoy anay ao commentaire ny valintenin...
12/04/2026

🎬✨ LALAO SCREEN’ART MADA ✨🎬

👉 Inona no fahafantaranao ny atao hoe “SCREEN’ART”? 🎥

Asehoy anay ao commentaire ny valinteninao 👇

📌 FOMBA FILALAO:
1️⃣ Soraty ao commentaire ny valinteninao (TSY MISY TSIPELINA DISO)
2️⃣ Taggueo namana 4 hiaraka hilalao
3️⃣ Like ny page 👍
4️⃣ Partageo amin’ny mode public

🎁 LOKA:
💳 Olona 3 tsara vintana hahazo crédit 🎉

⏳ Daty farany: Rahampitso amin’ny 15h
🏆 Annonce gagnants: Rahampitso amin’ny 18h

🔥 Midira sahady!
👉 Asehoy hoe mahafantatra SCREEN’ART ianao 😎

Andao isika iaraka hirary soa azy amin'izao fitsingerenan'ny Taonany izao eproductrice Screen'Art MadaJoyeux Anniversair...
11/04/2026

Andao isika iaraka hirary soa azy amin'izao fitsingerenan'ny Taonany izao e
productrice Screen'Art Mada
Joyeux Anniversaire 🎂
Alexina Ravelotongahasina ❤️😍

🎬 SCREEN’ART MADAEkipa iray, tanjona iray: hanandratra ny kalitaon’ny zavakanto sy ny famoronana eto Madagasikara.Ny fit...
09/04/2026

🎬 SCREEN’ART MADA
Ekipa iray, tanjona iray: hanandratra ny kalitaon’ny zavakanto sy ny famoronana eto Madagasikara.
Ny fitiavana ny cinéma, ny talenta, ary ny fahavononana no manosika anay handroso hatrany.
✨ Tsy mijanona eto ny dia…
Screen’Art Talk dia ho avy hanome sehatra fifanakalozana, fizarana traikefa, ary aingam-panahy ho an’ny rehetra.
👉 Araho hatrany ny pejy, fa mbola betsaka ny ho avy. 🎥

09/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rf Ilaina, Diamondra Safira Nomenjanahary, Henintsoa Voniharisoa, Dairy Njakatina

😊Joyeuse Pâque ❤️Androany no andro fahatsiarovana ny nitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty.Nitondrany ny fahotantsika fa na...
05/04/2026

😊Joyeuse Pâque ❤️
Androany no andro fahatsiarovana ny nitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty.
Nitondrany ny fahotantsika fa nandreseny ny fahafatesana.
Deraina ny Tompo 🙏
Izahay Ekipa ato @ Screen'Art Mada dia mirary fifohazam-panahy ho antsika rehetra 😘
@

🎤Screen'Art Talk🎬Ho arahinao tsy ho ela eto @ pejy 🤗Aza miala an 😊😊❤️
03/04/2026

🎤Screen'Art Talk🎬
Ho arahinao tsy ho ela eto @ pejy 🤗
Aza miala an 😊😊❤️

Address

Anosipatrana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Screen'Art Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category